Kinlon Motor Toamasina

Kinlon Motor Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kinlon Motor Toamasina, Motor Vehicle Company, Toamasina.

A VENDRE KINLON H 200CCFAIBLE KILOMÉTRAGEETAT COMME NEUFPRIX NORMALPAPIER CARTE ROSEVISIBLE TAMATAVECONTACT 0349249263Ki...
18/05/2024

A VENDRE KINLON H 200CC
FAIBLE KILOMÉTRAGE
ETAT COMME NEUF
PRIX NORMAL
PAPIER CARTE ROSE
VISIBLE TAMATAVE
CONTACT 0349249263
Kinlon Motor Toamasina
NB: MP SEULEMENT EN DISPUTER

Salama tompoko!Zavatra mandalo ihany eeKinlon 68 ✅Etat impeccable ✅Tsisy kitihina✅Tableau : 17### Km ✅Papier : carte ros...
15/04/2024

Salama tompoko!
Zavatra mandalo ihany ee
Kinlon 68 ✅
Etat impeccable ✅
Tsisy kitihina✅
Tableau : 17### Km ✅
Papier : carte rose + assurance ✅
Visible : Toamasina
Ctc rapide : 0349249263

Bonjour!Misy pièces vitsy vitsy tonga ka aza tara
29/01/2024

Bonjour!
Misy pièces vitsy vitsy tonga ka aza tara

Arabaina isika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity!Indro ary misy Cadeau kely atolotra ho atsika.Efa samy mahalala i...
08/01/2024

Arabaina isika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity!
Indro ary misy Cadeau kely atolotra ho atsika.
Efa samy mahalala izy io
Kinlon GY-3 250cc 6 vitesses
1000Km au compteur
Etat 9.5/10
Visible Toamasina
Ctc: 0349249263
Kinlon Motor Toamasina
NB: TSY AFAKA MAMALY COMMENTAIRE AZAFADY INDRINDRA.

Bonjour!Apetraka eto ihany sao misy lianaRef: Kinlon 68 150ccBonne étatVisible Kinlon Motor  ToamasinaCtc: 0349249263
05/12/2023

Bonjour!
Apetraka eto ihany sao misy liana
Ref: Kinlon 68 150cc
Bonne état
Visible Kinlon Motor Toamasina
Ctc: 0349249263

BonjourMbola misy an'ity iray ato zay lianaVaovao hatrany
11/10/2023

Bonjour
Mbola misy an'ity iray ato zay liana
Vaovao hatrany

Bonjour !Apetraka eto ihany sao misy loanaKinlon 250 cc bonne occasionPrix: 3.800.000ar fix Ctc directe:0349249263Kinlon...
16/09/2023

Bonjour !
Apetraka eto ihany sao misy loana
Kinlon 250 cc bonne occasion
Prix: 3.800.000ar fix
Ctc directe:0349249263
Kinlon Motor Toamasina
NB: Tsy mamaly commentaire tompoko fa message ihany. Merci

25/07/2023
25/07/2023

Ho antsika izay mangataka vidin'ny moto Kinlon 250 GY-3 SX2 6 vitesse
de natao ho 8.500.000ar ilay izy. Ka afaka jifaina izy zao.
Couleur disponible tsy miova hatrany Blanc sy Rouge.
Mahakasika ny pièce indray de mbola miandry hatrany fa efa ho tonga hoy ny tompon'andraikitra izay misahana izany.
Raha mila fanazavana fanampiny de afaka miantso mivantana.
Ctc : 0349249263 Kinlon Motor Toamasina
NB: Tsy afaka mamaly commentaires azafady indrindra .
Merci.

25/07/2023

Mbola tsy mamaly commentaires tompoko
Afaka fotoana hohy ny prix

Salama tompokoTonga ny nandrasanareoKinlon 250 GY-3 SX2
25/07/2023

Salama tompoko
Tonga ny nandrasanareo
Kinlon 250 GY-3 SX2

Salama tompokoHo an'izay nitady inyKINLON 68 150CCÉtat 9/10Kilométriques Contact 0349249263Kinlon Motor Toamasina Tsara ...
16/06/2023

Salama tompoko
Ho an'izay nitady iny
KINLON 68 150CC
État 9/10
Kilométriques
Contact 0349249263
Kinlon Motor Toamasina
Tsara raha tonga de miantso na MP fa tsy mahita commentaire .

Address

Toamasina
501

Telephone

+261349249263

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kinlon Motor Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share