11/08/2026
Tena fantatray fa nalahelo anay ianareo hoe fa aiza ny videoโ๏ธ
Mbola variana manao FLASH SALES ato โผ๏ธโ๏ธ ๐๐
Ny emoji anareo koa anga tsy misy sarina FRAISE? Mba jereo oe dia alefaso eo aminโny commentaire eoโ๐๐๐๐๐ฅฐ
Mi-commente zay tsy miavona ๐คฃ๐คฃ huhuhu
Bonne semaine โค๏ธ