Vente et réparation moto Janga

Vente et réparation moto Janga 🛵Betsy kely128 ✌️

Eh❗️Efa tonga ny arrivage pièce moto scooter bonne occasion Kymco,Sym,Yamaha,PGO🛵❌vilb complet❌chemise complet❌culasse :...
03/07/2025

Eh❗️Efa tonga ny arrivage pièce moto scooter bonne occasion Kymco,Sym,Yamaha,PGO🛵
❌vilb complet
❌chemise complet
❌culasse : came,rampe,soupape
❌boîte complet : Variateur, courroie, Embrayage
❌calculateur: Kymco,Yamaha,Sym,Pgo
❌Pont
❌Filtre à aires , Bobines , Bougies, tête bougies,tendeurs, glisseur, chaîne distribution et pompe huile, bouchon de vidange👌🏼

📍Toerana Jirama bôbôka
☎️ 0376646259
Tonga dia miantso na Mp aviatrany 🙏🏽😊

21/02/2025

✌️🛵✌️ 📢Allô! 📣 Allô! ny Tsu scoot ankasina à Antananarivo dia nanokatra annexe eto amitsika eto Majunga iaraha miasa ami...
21/02/2025

✌️🛵✌️
📢Allô! 📣 Allô! ny Tsu scoot ankasina à Antananarivo dia nanokatra annexe eto amitsika eto Majunga iaraha miasa amin’ny Betsy kely 128🏁,izay tonga mavitrika ary vonona ny hanome fahafam-poh tateraka ho anareo panjifa tsy ankanavaka, na ny @ lafiny kalitao ny entana👌na ny @ fanamboarana🛠
🧲☝️Marihiko eto fa izahay dia afaka manampy anao tsara☝️sy manoro hevitra anao🫵 na mbola hitaiza na efa mitaiza fa manana olana eo amin’ny fikarakarana ny moto anao 🛵👌
♥️Koa misaotra mialoha anao sahady izahay ny amin’ny hiitsidiha nao anay🙏🏽 ary manatena ny fahatongava tsika maro sahady izahay🙂

🕰 Izahay dia misokatra 7/7 fa sur rendez vous ny Dimanche fara ny herinandro.
Ora fisokafana:07h00 - 18h30
Toerana: JIRAMA BÔBÔKA akaiky ny Hôtel CORAZÔN
Contacte: 0336333171/0383885146

🔔Maneho fisaorana be rangah ho anireo client zay efa manome fitokisana sahady ary tsy nisalasala ny nanantona ka nikarak...
06/02/2025

🔔Maneho fisaorana be rangah ho anireo client zay efa manome fitokisana sahady ary tsy nisalasala ny nanantona ka nikarakara tateraka ny moto any eto aminay ♥️
☝️Mahazo matoky ianareo fa tsy hiova na ny kalitao ny asa na ny pièces ary koa ny fandraisana 🙏🏽

🟢 Ny tarigetra dia ny
Fitiavana🫱🏼‍🫲🏽
Fahamatorana✌️
Fahakingiana☝️
Fahombiazana 🤞

📣Koa tongava maro ary fa hiezaka faraka ny zay vita nay izay ny mba hanomezana fahafam-poh anao ihiany koa🙏🏽 koa aza misalasala fa raisy nay tsara ianareo🫱🏼‍🫲🏽 ary aza matahotra fa karakaray nay tsara ny moto anareo 🛵

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵
04/02/2025

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵❌ T❌Fourche ❌Étrier ❌Axe fourche avant ❌Flasque
04/02/2025

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵

❌ T
❌Fourche
❌Étrier
❌Axe fourche avant
❌Flasque

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵 ✅ ary ny akanjony koa zay tsy hadino❌ carénage complet Racin...
04/02/2025

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵

✅ ary ny akanjony koa zay tsy hadino
❌ carénage complet Racing,C1,Tigra
❌ Tableaux
❌Globe,Clignotant,sns…

🏪 Jirama bôbôka akaiky ny hôtel corazôn
☎️0336333171

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵✅Ary ny pièce pièces fanampiny mety ilay nao koa toy ny 👇❌Pom...
04/02/2025

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵

✅Ary ny pièce pièces fanampiny mety ilay nao koa toy ny 👇
❌Pompe essence
❌Démarreur
❌Carburateur
❌Pipe
❌Générateur avec Volant magnétique
❌Ferodo

🏪 Jirama bôbôka akaiky ny hôtel corazôn
☎️0336333171

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵✅ côté moteur toy ny👇❌ Vilb❌ Beindix❌ Cylindres ❌ Culasse 🏪 J...
04/02/2025

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵

✅ côté moteur toy ny👇
❌ Vilb
❌ Beindix
❌ Cylindres
❌ Culasse

🏪 Jirama bôbôka akaiky ny hôtel corazôn
☎️0336333171

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵 ✅Ary ko ny Boîte complet toy ny👇❌ Embrayage ❌ Variateurs❌ Co...
04/02/2025

🛵 ventes pièces bonne occasion et réparation moto scooter 🛵

✅Ary ko ny Boîte complet toy ny👇
❌ Embrayage
❌ Variateurs
❌ Courroie

🏪 Jirama bôbôka akaiky ny hôtel corazôn
☎️0336333171

Address

Bach De Présidant Aboboka
Mahavoky
401

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 07:30 - 19:00
Wednesday 07:30 - 19:00
Thursday 07:30 - 19:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00
Sunday 09:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente et réparation moto Janga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share