10/02/2026
🛑Izahay dia afaka miara-miasa amin'ny garage na mpivarotra piesy🛑
Inona ny tombony raha miara-miasa aminay?
✅ mahazo vidiny mora kokoa
✅ fanateran'entana anaty fotoana fohy
✅ ataonay ny fomba ahitana ny pieces izay sarotra hita (gisa mainty) [afaka manafatra]
Momba anay ve?
✅mivarotra sy manafatra piesy sy fiara (manao moto na engin ihany koa)
✅Manana NIF/STAT ary registre de commerce ara-dalàna
✅ny foiben-toerana misy anay dia Mahajanga, fa mandefa manerana ny nosy
Manasa anao handefa hafatra miafina raha mahaliana anao