Boky "code de la route"

Boky "code de la route" Mivarotra boky "Code de la route". Afaka miara-miasa amin'ny Auto Ecole ihany koa na aiza na aiza.

Miarahaba antsika rehetra !Conduite défensive:Ao anatin'izany ny familiana aminy fotoana ahavaratra. Conduite selon la c...
09/11/2025

Miarahaba antsika rehetra !
Conduite défensive:
Ao anatin'izany ny familiana aminy fotoana ahavaratra. Conduite selon la condition météorologie.
1) Ahena ny hafainganampandeha.
2) Mila mailo aminy fiara hafa.
3) Tsy maintsy mandrehitra jiro, selon la distance de visibilité. Arakaraka izay no handrehetana ny jiro tokony ilaina.
Ny sasany moa na aminy andro maina be tsisy orana, fa hoe vao maizina fotsiny dia ny antibrouillards eo aloha ambany iny no arehitriny. Vakina fotsiny ireo tsy nandalo Auto-école.
4) Amarino tsara ny pneu ampiasainao sao dia pneu special andro maina ihany. Ka misolifatra fotsiny aminy fahavaratra.

Miarahaba antsika rehetra.Promotion be zao ny boky.Ny Version rehetra dia 20.000Ar avokoa.Version Malagasy/Française/Eng...
07/09/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Promotion be zao ny boky.
Ny Version rehetra dia 20.000Ar avokoa.
Version Malagasy/Française/English dia 20.000Ar daholo.
Commandez 24h en avance.
Pour en commander un, Contactez nous au:
+261 34 08 109 09
+261 33 04 315 59
+261 32 67 346 23
[email protected] ou MP.

05/09/2025

Priorité c'est toujours priorité.
Rehefa misy obstacle ny file arahinao ka misy mifanena aminao, dia ianao no mandefitra (cède le passage). Fa tsy ianao indray no

https://www.facebook.com/share/r/1FrwgCvMZj/

Salama daholo,Mety aminareo ve reha hasiana cours en ligne ?
15/07/2025

Salama daholo,
Mety aminareo ve reha hasiana cours en ligne ?

Address

Aéroport
Ivato
105

Telephone

+261340810909

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boky "code de la route" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boky "code de la route":

Share

Category