13/05/2026
Salama tompoko,
Ianareo izay manana olana amin'ny frein sy embrayage lany dia aza misalasala manantona anay manao regarnissage, eny fa na moto ka atramin'ny automobile dia ataonay avokoa.
✅Regarnissage embrayage
✅Regarnissage frein
✅Reparation plateau & Disque d'embrayage
☑️Amin'ilay qualité tsara izay nahafatarana anay atramin'izay😋
🏠Toerana tsy miova fa ety Ambodivona akaikin'ny Galana,
📱contact 034 32 993 93
Tsara kokoa ra tonga dia miantso fa tsy dia actif matetika izahay
Mankasitraka oh!