29/06/2025
🌞 Mirary Alahady feno fitahiana ho antsika rehetra!
Marihina fa ato amin’ny Mandoky Rapide, dia laoka PRET CUIT – efa masaka sy malemy tsara, vonona ho hanina amin'ny fotoana rehetra no amidinay..
✅ Tsy mampiasa menaka – mahasalama kokoa!
✅ Ianao no manao ny sauce araka ny tsiro itiavan'ny fianakavianao azy!
✅ HALAL 100% – Tsy misy kisoa mihitsy!
🎯 GANA - AKOHO-ATIK'ENA OMBY-LELANOMBY sy TRIPE
Mandrosoa ao amin'ny MP izay te hi commande