DIAG.Auto/Moto 𝓑𝔂 𝓜𝓻 𝓛𝓾𝓬

DIAG.Auto/Moto 𝓑𝔂 𝓜𝓻 𝓛𝓾𝓬 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DIAG.Auto/Moto 𝓑𝔂 𝓜𝓻 𝓛𝓾𝓬, Automotive repair centre, Fianarantsoa.

🔧 Diagnostic Auto/Moto à Fianarantsoa
🔍Diagnostic electronic avancé(ECM, TCM, PCM, EMS, BMS, ABS, ESP, SRS, TPMS, BCM, IMM, HVAC) Read&Clear DTC, Scan&Reset, Adaptation, Codage, Live Data,
👉Joignez-nous au 034 85 602 04 ‼️Sur rendez-vous

16/11/2025

DIAG.Auto/Moto 𝓑𝔂 𝓜𝓻 𝓛𝓾𝓬

Renault Trucks -Premium Dxi de 2009👌✅️
034 85 602 04 - 032 24 551 03
📍Fianarantsoa

23/05/2025

Ny joints toriques amin'ny injecteur dia misy loko samihafa mba fanavahana azy ireo araka ny akora ampiasaina, ny hamafiny, ary ny fampiasana azy manokana.
Ireto ny fanavahana azy :

🔵 Manga
- Fitaovana PTFE : Ny joints toriques manga dia voaravaka amin'ny sarony polytétrafluoroéthylène (PTFE), izay mampihena ny fahamankiana ary miaro amin'ny fahatapahana mandritra ny fametrahana.
- Faharetany : Raha ampifandraisina amin'ny akora toy ny FKM (Viton), ny manga dia mahazaka hafanana ambony sy ny akora simika manimba (oh. etanol, additifs ho an'ny solika).

🟢 Maitso
- Matetika vita amin'ny NBR (nitrile butadiène) na FKM, ny joints maitso dia mety amin'ny rafitra solika mahazatra, manome elastika sy fahalefahana mba hiarovana ny fiovan'ny hafanana sy mekanika.

🟤 Mena (Viton)
- Ny Viton (FKM) dia ampiasaina noho izy maharitra amin'ny hafanana ambony (hatramin'ny 200°C), toy ny amin'ny motera turbo na ny solika GNC (gazy voajanahary ho an'ny fiara).

⚫ Mainty
- Akora mahazatra : Amin'ny NBR (nitrile butadiène), ny joints mainty dia mahazatra amin'ny fampiharana tsotra, miaraka amin'ny faharetana tsara amin'ny menaka sy ny hafanana antonony (oh. motera atmosferika).

---

🔍 Nahoana no misy loko samihafa?
1. Fanavahana haingana : Ny loko dia ahafahan'ny mekanika manavaka ny akora sy ny asany (oh. joints amin'ny lafiny raozy solika vs lafiny motera).
2. Fampifanarahana amin'ny toe-javatra : Ny loko tsirairay dia maneho toetra manokana (faharetana amin'ny hafanana, amin'ny akora simika, amin'ny fikorontanana) mba hifanaraka amin'ny filàna ara-teknika manokana.
3. Fanamorana ny fametrahana : Ny sarony miloko (oh. manga maizina miaraka amin'ny PTFE) dia manatsara ny lubrication ary misoroka ny hadisoana amin'ny fametrahana.

> Fa tsy voatery mampiatra ireo loko ireo daholo anefa ny mpamokatra fa maro ko no mifanaraka amin ireo loko ireo

21/02/2025

🎵🎶🎼

18/01/2025

💡Découvrez l'invisible
Diagnostics automobiles Precis et Rapide!

👉Votre voiture mérite le meilleur soin. Grâce à nos services de diagnostic électronique, nous détectons les moindres problèmes avant qu'ils ne deviennent coûteux ! 🚗💡

🌟 Service rapide, fiable et précis
🔧 Détection des pannes électroniques
📅 Planifiez votre diagnostic maintenant !

👉Réservez dès aujourd'hui au +261 34 85 602 04


07/12/2024

Diagnostic électronique auto
Pour les poids lourds à Fianarantsoa
(Camion, Sprinter,...)
🛻🚚🚛
Joignez-nous au 034 85 602 04

On déplace chez vous ✅
Service rapide et fiable ✅
👉Confiez-nous vos problèmes, vos déplacements seront sans soucis 😉

29/11/2024

Eh!
👉Mbola mitohy ilay tolotra
amin'ny sarany manomboka amin'ny 30.000 Ariary monja!😱

Na inona fiaranao? Na inona olanao? Eny na tsy misy olana dia efa eto izahay hanome fahafaham-po ho anao✅

👉 Efa maro ny afa-po dia anjaranao indray izao☺️
👉 Iaino sy atreho ampilaminana ny fety🎉🎊🎄

Na fiara majinika 🚗🚙🚕 na fiara vaventy🚚🚛🛻👌

😱Araraoty fa hatramin'ny faran'ity taona ity ihany ny tolotra✅

🔧 Diagnostic Auto/Moto à Fianarantsoa
🔍Diagnostic electronic avancé(ECM, TCM, PCM, EMS, BMS, ABS, ESP, SRS, TPMS, BCM, IMM, HVAC) Read&Clear DTC, Scan&Reset, Adaptation, Codage, Live Data,
👉Joignez-nous au 034 85 602 04 ‼️Sur rendez-vous

👉Hividy fiara ve ianao?👉Handeha lavitra ve na avy lavitra?👉Te hahafantatra ny fahasalaman'ny fiaranao ve ianao?👉Misy tsy...
23/11/2024

👉Hividy fiara ve ianao?
👉Handeha lavitra ve na avy lavitra?
👉Te hahafantatra ny fahasalaman'ny fiaranao ve ianao?
👉Misy tsy fetezana ve ny fiaranao?
👉Kelikely aina?
👉Mitombo ve ny fandaniany ara-tsolika?
👉Misy manelingelina maso ve eo amin'ny Tableau de bord-ny fiaranao?

‼️Ny fetsy manamboatra avy hatrany fa ny misoroka...‼️

- Natao ho anao ny tolotra
atolotray
- Tsy mifidy fiara🚛🛻🚚🚗🚙🚕 (léger sy poids lourd)✅
- Afaka manantona anao 👌
- Vonona hanao izay haha afa-po anao☺️
- Mitsirika ireo olana raha misy ary manome ireo vahaolana 🛠️

‼️Ny misoroka hoy aho, KOA METEZA HO ...

Mamandriha fotoana mialoha amin'ny 034 85 602 04 na M.P
😁 Efa maro no afa-po, anjaranao indray izao👌

‼️METEZA HO , HO AN'NY TOMBOTSOANAO✅

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261348560204

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DIAG.Auto/Moto 𝓑𝔂 𝓜𝓻 𝓛𝓾𝓬 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DIAG.Auto/Moto 𝓑𝔂 𝓜𝓻 𝓛𝓾𝓬:

Shortcuts

Share