Karenjy

Karenjy Le site officiel de la KARENJY. Production automobile à Madagascar par LE RELAIS. http://www.karenjy.mg

💡 Comment l’Économie Sociale et Solidaire peut-elle contribuer au développement collectif ?Luc Ronssin partage sa vision...
12/05/2026

💡 Comment l’Économie Sociale et Solidaire peut-elle contribuer au développement collectif ?

Luc Ronssin partage sa vision et son engagement à travers l’expérience du Relais Madagasikara. 🌍✨

L'ESS - économie sociale et solidaire, vous y avez pensé ?

Tonga eny am-pelatanan’ny tompony ny M082.Karenjy Mazana II,novokarina teto,nandalo RN7,ary ankehitriny efa eny an-dalan...
19/01/2026

Tonga eny am-pelatanan’ny tompony ny M082.

Karenjy Mazana II,
novokarina teto,
nandalo RN7,
ary ankehitriny efa eny an-dalana 🇲🇬

Manonofy . Sahy . Manangana.Ho taom-baovao feno fanantenana sy fahombiazana ho antsika rehetra. Manaova fety sambatra da...
23/12/2025

Manonofy . Sahy . Manangana.

Ho taom-baovao feno fanantenana sy fahombiazana ho antsika rehetra.

Manaova fety sambatra daoly.

Satria moa misy ireo tsy tia ny lohany dia aleo ny la roue ihany no avoaka🙄
16/12/2025

Satria moa misy ireo tsy tia ny lohany dia aleo ny la roue ihany no avoaka🙄

Namboarina teto.Nandramana teto.Ary tian'ny eto .Karenjy, ilay fiara mifandraika amin'izay lalana andehanany.
11/11/2025

Namboarina teto.

Nandramana teto.

Ary tian'ny eto .

Karenjy, ilay fiara mifandraika amin'izay lalana andehanany.

Chez Karenjy, nous partageons les initiatives et l’engagement social du Relais Madagascar Deux opportunités d’emploi son...
27/10/2025

Chez Karenjy, nous partageons les initiatives et l’engagement social du Relais Madagascar

Deux opportunités d’emploi sont encore ouvertes pour rejoindre cette belle aventure humaine et industrielle :
🔹 Acheteur Industriel
🔹 Technico-commercial

L’offre pour le poste de Directeur d’activité est désormais clôturée — un grand merci à tous les candidats qui ont postulé 🙏

Efa natomboka ny famokarana ny Karenjy manaraka! Ity Karenjy Mazana II vaovao manaraka ity dia natao manokana ho an’ny m...
22/10/2025

Efa natomboka ny famokarana ny Karenjy manaraka!
Ity Karenjy Mazana II vaovao manaraka ity dia natao manokana ho an’ny mpanjifa iray, ary ho vonona tsy ho ela amin’ny loko miavaka araka ny fanirian’ilay mpanjifa.

Tianao koa ve ny Karenjy amin’ny loko nosafidinao manokana?
Mifandraisa aminay izao: 032 12 510 40 / [email protected]

Araho tsy tapaka ny pejy Karenjy!



La production du prochain Karenjy est déjà lancée !
Cette prochaine Karenjy Mazana II exclusive est en cours de fabrication ! Un modèle unique, qui a été conçu pour un client, sera bientôt prêt, dans une couleur personnalisée selon sa demande.

Vous voulez aussi votre Karenjy dans votre style unique ?
Contactez-nous dès maintenant : 032 12 510 40 / [email protected]

Restez connectés à notre page Karenjy!

🌟 Passionné, motivé, engagé? Votre place est peut-être ici!Les offres d'emplois restent ouvertes : rejoignez l'aventure ...
01/10/2025

🌟 Passionné, motivé, engagé? Votre place est peut-être ici!
Les offres d'emplois restent ouvertes : rejoignez l'aventure Karenjy au sein du groupe Le Relais Madagascar
🎯 Plusieurs postes sont disponibles - il y en a sûrement un pour vous!
📩 Postulez dès maintenant en envoyant votre candidature à [email protected] et faites partie de l'histoire Karenjy

"Ary raha jerena amin’ny fomba hafa ny hoavin’ny fifamoivoizana eto Madagasikara ?"Karenjy… mandeha herinaratra?Te hahaf...
15/09/2025

"Ary raha jerena amin’ny fomba hafa ny hoavin’ny fifamoivoizana eto Madagasikara ?"

Karenjy… mandeha herinaratra?

Te hahafantatra bebe kokoa ?

➡️ Araho ny tantara tantarain’i Luc Ronssin, Tale Jeneralin’ny Karenjy. (Lien en 1er commentaire)

Biotope Madagascar dia mikarenjy miaraka amin’ny Mazana II !Mitety an’i Madagasikara, Miaro ny tontolo iainana, Manohana...
25/08/2025

Biotope Madagascar dia mikarenjy miaraka amin’ny Mazana II !

Mitety an’i Madagasikara,
Miaro ny tontolo iainana,
Manohana ny vita Malagasy.

22/06/2025

Dimy taona lasa izay, nizara lahatsary mitondra ny lohateny hoe "Mpanonofy, mpanatanteraka" izahay.
Hafatra tsotra ho an’izay rehetra te hanorina eto, na dia eo aza ny zava-tsarotra.

Anio, mankalaza ny faha-65 taona nijoroany ho firenena mahaleo tena i Madagasikara.

Tsy zava-bitika ny fahaleovantena. Fa dia lalan-tsaina.
Safidy ny manao amin’izay ananana, ny manangana tsikelikely, na dia eo aza ny fisalasalana sy ny fitsikerana.

Ato amin’ny Karenjy, tsy milaza izahay fa mahay sy mahavita ny zavatra rehetra. Fa miezaka.

Amin’ny finoana. Amin’ny firaiketam-po amin’ny tany. Amin’ny faniriana hanao tsara, eto, ho an’eto.
Ary na tsy lavorary amin’ny mason’ny rehetra aza ny Karenjy tsirairay,taratry ny ezaka sy ny fikasana ho marina ho an’ny tanindrazana izy, vita teto, amin’ny fitiavana.

Address

Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261321251040

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karenjy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Karenjy:

Share

Category