31/12/2024
TOMBOLA 😍😍
Miarahaba tompoko ! DADA TAMA MOTORS DIANA dia manambara amintsika mpanjifa eto DIEGO. avy izao dia izay mividy bajaj espèce na traite dia mahazo ticket tombola iray izay mety ahazoanao ny loka toy ny MOTO BOXER 125 HD , 2 ÉCRAN PLAT 32 POUCE, 3 Rice cooker, 7 telephone Android sy ny maro samy hafa dia mandraisa anjara ! Misaotra tompoko
Dada Tama Motors Diana
rue boulevard duplex, prés maison de jeunes, en face PJ(police judiciaire) Antsiranana-201
📞 037 49 024 54, 034 79 605 05.