Korea Bira Auto-pièces

Korea Bira Auto-pièces Vente de pièces auto d'origine coréenne à Antsenakely Antsirabe

Salama tompoko o!Tsy mitsahatra ny manitatra sy manafatra entana vaovao izahay ato @ magasin KB AUTO, "Koreabira AUTO-PI...
29/08/2025

Salama tompoko o!

Tsy mitsahatra ny manitatra sy manafatra entana vaovao izahay ato @ magasin KB AUTO, "Koreabira AUTO-PIECE" mba ho fanomezana fahafaham-po hoanarao mpanjifa hajaina.

Ko aza misalasala ary miantso ny laharana: 0340697647, na manantona mivantana ety @ magasin Antsenakely raha misy hilaina fa vonona hatrany izahay hanome izay ilainao.

Mandefa any @ faritra sy manokatra @ andro tsy fiasana ihany koa izahay raha misy ny "panne" tampoka.

Misaotra tompoko.

MIARAHABA ANAREO MPIANJIFA HAJAINA!Ho fanamarihana manokana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-15-n'ny Tour Opérateur...
04/06/2025

MIARAHABA ANAREO MPIANJIFA HAJAINA!

Ho fanamarihana manokana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-15-n'ny Tour Opérateur "NAMIOUH D**O TOUR",

sy ny faha-5 taona nisokafan'ny "KOREA BIRA AUTO PIÈCES – KB AUTO ANTSIRABE",

dia faly sahady izahay manolotra fanomezana manokana ho anareo, mpanjifa malala!

🧢 CASQUETTE maimaim-poana ho an’izay manjifa entana mihoatra ny 150 000 Ar hatramin'ny 300 000 Ar

👕 T-SHIRT maimaim-poana kosa ho an’ireo rehetra manjifa mihoatra ny 300 000 Ar

Fankasitrahana lehibe ho anareo izay manome fitokisana sy manohana anay hatrany. Izahay koa dia manolo-tena hanohy hanome fahafahampo, serivisy ary vokatra avo lenta ho anareo.

Mankasitraka sy maniry soa ho anareo rehetra!

KB AUTO ANTSIRABE / NAMIOUH D**O TOUR MADA
📞 034 06 976 47 / 034 79 895 27
📍 Atsenakely, Antsirabe

KB AUTO: KOREA Bira Auto-pièce Antsirabe.Le numéro 1 à Antsirabe pour la vente de pièces détachées d'origine coréenne.Ma...
21/02/2025

KB AUTO: KOREA Bira Auto-pièce Antsirabe.
Le numéro 1 à Antsirabe pour la vente de pièces détachées d'origine coréenne.

Manome fahafaham-po ny mpanjifa hatrany.
Mandefa any @ faritra rehetra.

Tel: 034 06 976 47.
Antsenakely, Antsirabe.

Grand arrivage chez KB Auto.Pièces d'origine coréenne.034 06 976 47, Antsenakely ANTSIRABE.
19/12/2024

Grand arrivage chez KB Auto.
Pièces d'origine coréenne.
034 06 976 47, Antsenakely ANTSIRABE.

Les namiouh D**O TOUR!Nous vous offrons toujours des matériels bien équipés, confortables et bien entretenus pour vos sé...
26/09/2024

Les namiouh D**O TOUR!

Nous vous offrons toujours des matériels bien équipés, confortables et bien entretenus pour vos séjours sur l'île rouge.

By nDT, sept 2024!... l'aventure continue !

Arrivages ato @ KB auto!!!Pièce d'origine coréenne.Mandefa any @ faritra sy manome fahafaham-po hoanao hatrany.Misy ihan...
01/10/2023

Arrivages ato @ KB auto!!!
Pièce d'origine coréenne.

Mandefa any @ faritra sy manome fahafaham-po hoanao hatrany.

Misy ihany koa ny fihenam-bidy eo @ pièce maromaro izay vao Tonga.

Tongava mitsidika ny magasin eo Antsenakely, face rajao mpanao vato.

KB AUTO, ANTSENAKELY ANTSIRABE.
0 34 06 976 47.

PIÈCE D'ORIGINE CORÉENNE KOREA BIRA AUTO-PIECEANTSIRABE 034 06 976 47
04/07/2023

PIÈCE D'ORIGINE CORÉENNE
KOREA BIRA AUTO-PIECE
ANTSIRABE 034 06 976 47

Vaovao bé ato @ KB AUTO!!Efa tonga ny pièce vitsy2 ho an'i CHEVROLET CRUZE sy I30.Misy ihany koa ireo entana maro samiha...
04/07/2023

Vaovao bé ato @ KB AUTO!!

Efa tonga ny pièce vitsy2 ho an'i CHEVROLET CRUZE sy I30.
Misy ihany koa ireo entana maro samihafa vao tonga ho an'ny fiara marque koreana isan-karazany.

KB AUTO, ANTSENAKELY ANTSIRABE.
Mandefa any @ faritra sy manome fahafaham-po ho anao hatrany.

034 06 976 47.

4 pneus presque neufs pour voiture 4x4: 265/ 70/ 15, très bonnes occasions, même dessins, jamais roulés à Mada, marque V...
23/06/2023

4 pneus presque neufs pour voiture 4x4: 265/ 70/ 15, très bonnes occasions, même dessins, jamais roulés à Mada, marque VENTURE KUMHO, idéal pour GALLOPER, TERRACAN, STAREX 4X4, ....
KB AUTO ANTSIRABE : 034 O6 976 47

A vendreGalloper 2, phase 2 (dernier modèle)Très très bon état/ modèle Num 1 validé/ année 2002/ volant carré/ air bag/ ...
19/06/2023

A vendre
Galloper 2, phase 2 (dernier modèle)
Très très bon état/ modèle Num 1 validé/ année 2002/ volant carré/ air bag/ frein ABS/ INT & EXT origines et très bon état/ 4 pneus presque neufs/ zéro rouille/ zéro fuite d'huile/ 4x4, clim fonctionnel/ voiture rehaussée avec double boudin/ moteur silencieux et très puissant/ parabuflle origine avec anti brouillard/ livrée avec: crique, roue de secours, clé de roue et petite trousse d'outillage, Etc....
Contact: 034 79 895 27.

Aza adino fa afaka mandefa faritra izahay 0340697647 Marihana fa d'origine hatrany ny pièces ato aminay
30/01/2023

Aza adino fa afaka mandefa faritra izahay
0340697647
Marihana fa d'origine hatrany ny pièces ato aminay

L'équipe de KB AUTO et NAMIOUH D**O TOUR Antsirabe vous souhaite des meilleurs vœux pour un Noël plein de bonheur et de ...
24/12/2022

L'équipe de KB AUTO et NAMIOUH D**O TOUR Antsirabe vous souhaite des meilleurs vœux pour un Noël plein de bonheur et de nouvelle année remplie de joies.

Address

Antsenakely
Antsirabe
110

Telephone

+261340697647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Korea Bira Auto-pièces posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Korea Bira Auto-pièces:

Share