Haojue MOTOS

Haojue MOTOS pour que tous les personnes savent notre existance

Salama aby eee 🥰🥰🥰Vitsivitsy sisa ny model Haojue MOTOS DK150CC antsika an 😊😊😊Vonjivonjeo ary eee afaka miditra hafatra ...
14/09/2026

Salama aby eee 🥰🥰🥰
Vitsivitsy sisa ny model Haojue MOTOS DK150CC antsika an 😊😊😊
Vonjivonjeo ary eee afaka miditra hafatra miafina na miantso ho anareo Zay mila 😊
☎️ Tel : 038 88 380 00

Mbola disponible daholy ny couleur rehetra model Haojue MOTOS DK150 an ☺️☺️Afaka isafidiananao Mena , Mainty , Manga 🥰🥰A...
26/08/2026

Mbola disponible daholy ny couleur rehetra model Haojue MOTOS DK150 an ☺️☺️
Afaka isafidiananao Mena , Mainty , Manga 🥰🥰
Aza misalasala miantso raha misy Mety aminao 038 88 380 00

Salama aby eee 😊😊😊Couleur Mena sisa Disponible Aminy model Haojue MOTOS EG125 ka aza tara an 😁😁😁
19/08/2026

Salama aby eee 😊😊😊
Couleur Mena sisa Disponible Aminy model Haojue MOTOS EG125 ka aza tara an 😁😁😁

Salama aby mpanaraka sy mpankafia Haojue MOTOS 🥰🥰❤️❤️❤️    🔥🔥 Arrivage Arrivage 🔥🔥Efa tonga arrivage NK150 Ka aza misala...
15/08/2026

Salama aby mpanaraka sy mpankafia Haojue MOTOS 🥰🥰❤️❤️❤️
🔥🔥 Arrivage Arrivage 🔥🔥
Efa tonga arrivage NK150 Ka aza misalasala miantso na manantona magasin raha mila Ianao 😁😁😁
Afaka mandefa any aminy faritra ihany koa izahay 😊😊😊

Efa tonga ny Arrivage EG125 ntsika an ☺️Disponible daholy couleur rehetra ka aza misalasala miantso raha mila ianao 🙂Afa...
02/08/2026

Efa tonga ny Arrivage EG125 ntsika an ☺️
Disponible daholy couleur rehetra ka aza misalasala miantso raha mila ianao 🙂
Afaka mandefa any aminy faritra ihany koa isika an 🚚🚛

Efa  mamaraparana ihany koa ny model Xpress plus ntsika fa aza taraiky an 😊😊 vitsy dia vitsy ny stock disponible Aza mis...
27/07/2026

Efa mamaraparana ihany koa ny model Xpress plus ntsika fa aza taraiky an 😊😊 vitsy dia vitsy ny stock disponible
Aza misalasala miantso Afaka alefa ny anao raha tsy Afaka miakatra Tana 😊😊😊

Haojue MOTOS DK150CC efa disponible aza misalasala miantso raha mila ianao ❤️🥰
12/07/2026

Haojue MOTOS DK150CC efa disponible aza misalasala miantso raha mila ianao ❤️🥰

12/07/2026

Arrivage Arrivage 🥰🥰🥰❤️❤️❤️ Efa tonga ny Arrivage Haojue MOTOS Modèles DK 150CC ka aza taraiky an 😊😊😊

Modèles Haojue MOTOS Xpress plus ❤️❤️❤️Moteur 125 CC moteur Chaîne Disponible Couleur Mena , Manga, Mainty Afaka Mandefa...
08/07/2026

Modèles Haojue MOTOS Xpress plus ❤️❤️❤️
Moteur 125 CC moteur Chaîne
Disponible Couleur Mena , Manga, Mainty

Afaka Mandefa any aminy faritra fa aza misalasala miantso raha Tsy afaka miakatra Tana ☺️☺️☺️

Izay mitady moto mitsitsy natao ho anao ity Model Haojue MOTOS HJ110-6 ity 😊Tena hoe fatana mitsitsy Tokoa , Misy loko M...
06/07/2026

Izay mitady moto mitsitsy natao ho anao ity Model Haojue MOTOS HJ110-6 ity 😊
Tena hoe fatana mitsitsy Tokoa , Misy loko Mena , Manga , Mainty ❤️
Aza misalasala manantona na Miantso raha Misy mahaliana anao😊

Address

Ambomahintsy
Antananarivo
MOTOS

Telephone

+261338738000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haojue MOTOS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share