10/08/2020
Salama daholo
Ho an'ireo ORINASA mitady fiara hanao TRANSPORT du PERSONNEL, izahay dia vonona ka afaka mitondra mpiasa hatramin'ny 22 ISA amin'izao hamehana ara-pahasalamana izao.
Afaka miantso ny 034 03 761 24
Misaotra indrindra