Malagasy

Malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy, Golf Cart Dealership, Antananarivo.

Ny débat androany 🙄😆
13/11/2023

Ny débat androany 🙄😆

Defis nataoko, depuis 2019 ,isaka zah mahay vocabulaire araiky en anglais , ka vofehiko tsara miarka amn exemple maro2 l...
07/04/2022

Defis nataoko, depuis 2019 ,isaka zah mahay vocabulaire araiky en anglais , ka vofehiko tsara miarka amn exemple maro2 lay vocabulaire,nomeko cadeau ariary zato ny tenako, na ronjato , d zao tsika 2022, zao ny vokany.. 💪🙂🇲🇬🇺🇸 Teacher asako amzao, mizara zay kely mba aiko , tiko ,mbola lavitra ny tanjona..salle d classe ara mbola tsisy ,miezaka manampy olo zah a ma façon, Leçon tiako ampitaina: Mianara , aza mikoropaka fa tsisy zvtra azo mora , keep moving on, tsy votery tratra ny tanjona fa ezaka ataonao ny zavadehibe , zagnahary manohy ny tapany 🇺🇸🇲🇬

06/04/2022

Soit patiente avec ton partenaire... Vous aurez vous deux des caractères différents. Mais c'est à vous de vous façonner, l'un et l'autre ...

⬛"L'homme cherche la femme complète , la Femme cherche l'homme complet. Mais Ils oublient que Dieu les a créés pour qu'ils se complètent ."

🔴Ne cherche pas un homme qui a déjà bâti sa vie, ses richesses. Mais peu importe l'homme que Dieu mettra sur ton chemin, aide-le à devenir le meilleur de lui même, aide-le à devenir un homme spirituellement, financièrement, matériellement, fort, indépendant…🙏✊

"Ndraso aho haka sambo lehibe kokoa fa tsy mahazaka anao ity kely ity" hoy i Zambia matsy an'i SEG tamin'ny nanavotra az...
19/03/2022

"Ndraso aho haka sambo lehibe kokoa fa tsy mahazaka anao ity kely ity" hoy i Zambia matsy an'i SEG tamin'ny nanavotra azy 🥰

Nahazo Sambo ngeza i Zambie , mahazaka olona 6 , mahazaka trondro amina kilao maromaro , mandritra ny volana maromaro , etoana ny gazoil , nahazo fanampiana ara bola ihany ko 💵

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share