Centre formation professionelle Méca auto moto

Centre formation professionelle Méca auto moto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre formation professionelle Méca auto moto, Automotive, aircraft & boat, Anosibe, Antananarivo.

pratique branchement démarreur
16/07/2026

pratique branchement démarreur

mbola mandray mpiofana vaovao zahay an
15/07/2026

mbola mandray mpiofana vaovao zahay an

mandray olona hanao fiofanana foana izahay
05/07/2026

mandray olona hanao fiofanana foana izahay

02/07/2026
Efa miverina ny formation mbola mandray mpiofana vaovao
30/06/2026

Efa miverina ny formation
mbola mandray mpiofana vaovao

Mandray mpianatra vaovao izahay zaomp Contact :0345875180
24/06/2026

Mandray mpianatra vaovao izahay zao
mp Contact :0345875180

07/05/2026

turbo compresseur

06/05/2026

⚫ Ny setroka mainty mivoaka amin’ny motera diesel dia matetika famantarana fa tsy tsara ny fandoroana ny carburant. Miseho izany rehefa tsy mifandanja ny fifangaroan’ny rivotra sy carburant miditra ao amin’ny motera.
Ireto avy ny antony mahazatra indrindra :
👉Filtre à air maloto na feno loto
Rehefa maloto ny filtre à air dia tsy ampy rivotra miditra ao amin’ny motera ka tsy mirehitra tsara ny carburant.
👉Injecteur simba na maloto
Raha tsy mety na maloto ny injecteur dia mety handefa carburant be loatra ao amin’ny efitra fandoroana (chambre de combustion).
👉Turbo simba na tsy mandeha tsara
Raha misy olana ny turbo dia tsy ampy rivotra ny motera ka tsy feno tsara ny fandoroana.
👉Diso réglage ny pompe d’injection
Raha tsy voafehy tsara ny habetsahan’ny carburant alefa dia mety hiteraka setroka mainty.
👌 Torohevitra teknika :
Ny fanadiovana sy fikojakojana tsy tapaka ny filtre à air, ny injecteur, ary ny système d’injection dia manampy hisorohana ity olana ity ary mampaharitra kokoa ny motera.

test rotor ny demarreur
06/05/2026

test rotor ny demarreur

Address

Anosibe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre formation professionelle Méca auto moto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share