12/06/2024
Tongasoa ianao mpanjifa eto Maki Clim'Auto Ambodihady Route Digue Tanà en Face Hotel Le Combava
Izahay ato Maki Clim'Auto dia manana tolotra isan-karazany ho antsika rehetra momban'ny Clim
*Izahay dia micharge Gaz Clim ho an'ny fiara rehetra tsy mifidy Marque
* Izahay koa dia afaka mamaha ny olana rehetra momban'ny Clim
* Ny Qualité an'ny Gaz ampiasainay dia tsara ,afa-po ianao vao miala eo
* Ny Service ataonay dia misy Garantie daholo ihany koa
Koa tongava fa ny sarany mirary dia mirary, aza misalasa manontany raha misy fanontaniana!!!
Tel : 034 20 347 63