Diag Pro Service

Diag Pro Service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diag Pro Service, centre ville, Antananarivo.

"Votre voiture , notre expertise ...
Stop aux devinettes, place au diagnostic précis " 🚘🏁

☎️034 93 655 37 (whatsapp) ou directement sur mp .

✅Disponible sur rendez -vous .

Salama daholo ndray 😁Aza adino fa raha misy olana ny fiaranao dia vonona ny hanampy anao foana ny equipan'ny Diag Pro Se...
21/05/2026

Salama daholo ndray 😁

Aza adino fa raha misy olana ny fiaranao dia vonona ny hanampy anao foana ny equipan'ny Diag Pro Service .

Teto izao 👉 Peugeot 206 1.4 Hdi bosch tsy velona , natao :
- Diagnostic
- Cablage
Rehefa hita ny nahazo azy dia nosoloina ny piece simba, ary velona soaman-tsara

Koa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina mp na Whatsapp aminay

☎️034 93 655 37

03/05/2026

Renault Laguna 1.9 DCI

👉 tsy ni-ronfle
👉verification cablage
👉 changement ECU (Clonage)
👉mise au point moteur

Vita foana rehefa miaraka aminay , nilamina tsara.

Eto foana izahay ho an'ny fiaranao , vonona hanome fahafaham-po ho anareo foana .
Koa aza misalasala miantso anay ary ☺️✔️

☎️ 034 93 655 37 na WhatsApp na MP

Vous avez un problème électronique ou moteur ?Nous vous proposons un service rapide, fiable et précis.✔ Diagnostic autom...
12/04/2026

Vous avez un problème électronique ou moteur ?
Nous vous proposons un service rapide, fiable et précis.

✔ Diagnostic automobile complet
✔ Recherche et réparation de pannes électriques (câblage)
✔ Reprogrammation ECU

💡 Intervention sur plusieurs marques
💡 Équipement professionnel de diagnostic

📍 Service disponible sur rendez-vous
📲 Contact WhatsApp : 034 93 655 37

👉 N’attendez pas que la panne s’aggrave, faites diagnostiquer votre véhicule dès maintenant !

Salama daholo 👋Hizara aminareo ny asa vitanay indray izahay ☺️Citroen C3  Tsy velona izy ity no noraisinay 👉 Natao décod...
09/04/2026

Salama daholo 👋
Hizara aminareo ny asa vitanay indray izahay ☺️

Citroen C3
Tsy velona izy ity no noraisinay
👉 Natao décodage ECU
Dia io velona soa matsara io ilay fiara .

Aza misalasa miantso anay raha misy olana ny fiaranao . manao diagnostic tsara izahay alohan'ny hikitianay azy mba ho voafaritra tsara ny olanan'ny fiaranao .

Afaka mandefa hafatra miafina aminay na avy hatrany dia miantso mivantana
📞Contact : 034 93 655 37 ( WhatsApp)
Sur rendez -vous hatrany

salama daholoialana tsiny fa tsy dia hita nandefa pub teto izahay fa tsy araka intsony ny appel sy rendez-vous apetrakar...
01/04/2026

salama daholo

ialana tsiny fa tsy dia hita nandefa pub teto izahay fa tsy araka intsony ny appel sy rendez-vous apetrakareo tompoko.

⭕ti Ndray ny masaka lo
Anisan'ny ni-satisfait client iray tati aminay.

✔️RENAULT KANGOO II 1.5DCI (Delphi🤪)
✨Nilatsaka Anti-demaka 🤭

Tato aminay ni tafavoaka izany,rehefa nataon'ny olona hafa Emulateur ,saingy tsy nety.

Ny video no manambara ny asa vita,fichier immo off io tompoko ,tableau mandeha daholo.
Somary lafolafo kely manao azy,saingy GARANTIE hatrany tompoko.

Mankasitraka tompoko ✨
Laharana tsy miova 📞034 93 655 37

Salama DaholoMbola eto foana izahay vonona hanome fahafam-po hoanareo manana olana amin'ny resaka fiara électronique.REN...
03/03/2026

Salama Daholo
Mbola eto foana izahay vonona hanome fahafam-po hoanareo manana olana amin'ny resaka fiara électronique.

RENAULT KANGOO 1.9 DCI
❌tsy velona ❌
Defaut poulie arbre a came (mecanique)
Alimentation ECU (Électrique)

Vita soaman-tsara izany rehetra zany 😉
Misaotra antsika rehetra hatrany @ fahatokisana.






Aza adino ny manaraka tsy tapaka ny pejy ,sy manisy J'aime 👍

📞034 93 655 37 (whatsapp)

Diagnostic automobile rapide, précis et fiable✔ Voyant allumé✔ Panne inexpliquée✔ Lecture et effacement des défauts✔️Gol...
08/02/2026

Diagnostic automobile rapide, précis et fiable
✔ Voyant allumé
✔ Panne inexpliquée
✔ Lecture et effacement des défauts

✔️Golf 7 GTI
Panne frein à main

📅 Service sur rendez-vous
📞 032 93 655 37
💬 WhatsApp | Message privé

Zany ndray ary 😅Dispo sur rendez-vous hatrany tompoko.RENAULT LAGUNA 1.9 DCI Velona fa rehefa accelerena de maty 🥺Voavah...
27/01/2026

Zany ndray ary 😅
Dispo sur rendez-vous hatrany tompoko.

RENAULT LAGUNA 1.9 DCI

Velona fa rehefa accelerena de maty 🥺
Voavaha tsara ny olana ✔️
Aza misalasala miantso hatrany fa vonona hanome fahafam-po ho anareo izahay.
Dispo en ville ,province,peripherie ...






📞034 93 655 37 (whatsapp) ou mp
Diag Pro Service

🔧🚗 Diag Pro Service – Diagnostic & Dépannage professionnel 🚗🔧Nous intervenons sur rendez-vous, aussi bien en ville qu’en...
21/01/2026

🔧🚗 Diag Pro Service – Diagnostic & Dépannage professionnel 🚗🔧
Nous intervenons sur rendez-vous, aussi bien en ville qu’en province.
Récemment, notre équipe s’est déplacée à Maevatanana pour un dépannage et diagnostic d’une Peugeot 206 en panne.
✅ Problème identifié
✅ Intervention réalisée
✅ Mission accomplie avec succès
Chez Diag Pro Service, notre objectif est simple : vous apporter une solution fiable, où que vous soyez.
📍 Déplacement possible en province
📅 Service uniquement sur rendez-vous
📞 Appelez-nous au 032 93 655 37
💬 WhatsApp | Message privé sur la page

Address

Centre Ville
Antananarivo

Telephone

+261342134987

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diag Pro Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share