Services auto-moto J.R

Services auto-moto  J.R Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Services auto-moto J.R, Automotive, aircraft & boat, 67 ha, Antananarivo.

izany ny asa fa vita ary ohaza adino ny manaraka ny page tsik tsy tapaka ahitanao ny asa rehetra efa vita isanandronum03...
24/02/2026

izany ny asa fa vita ary oh
aza adino ny manaraka ny page tsik tsy tapaka ahitanao ny asa rehetra efa vita isanandro
num0340771900

24/02/2026

Ao anatin'ny finition taterak izahay amin izao an
Num0340771900

MIARAHABA TOMPOKOHo anao mitady zavatra tsara sy mateza ,izahay ato amin'ny S.J.R  dia manao ny asa toy izao;-Manao kit ...
22/02/2026

MIARAHABA TOMPOKO
Ho anao mitady zavatra tsara sy mateza ,izahay ato amin'ny S.J.R dia manao ny asa toy izao;
-Manao kit led flexible double fonction et feux du jour.
-Manao ny kit rehetra ana auto-moto
-Mamadika ny jironao ho lasa kit fond noir
-Manabika ny fiara na moto rehetra izay tianao ho avoaka dia vita daholo
-Mametaka angel yese ihany koa izahay
-Manadio jiro anatiny sy ivelany
-Tsy mampiasa vernis
-Finition anay par machine
-Ary manala rano na kiaka aminy globe ihany koa izahay

Lieu 67 ha lalambaovao
Num0340771900
0336776229
Afaka maka sy manatitra ihany koa izahay
Afaka mandeh amin'ny faritra izahay tompoko

Koa araraoty ary tompoko fa tsy handiso fanantenana anao izahay

Ary garantie atrany ny asa atao

Photos reèlls sans retouchés

MANKASITRAKA TOMPOKO

MIARAHABA TOMPOKOHo anao mitady zavatra tsara sy mateza ,izahay ato amin'ny S.J.R  dia manao ny asa toy izao;-Manao kit ...
09/02/2026

MIARAHABA TOMPOKO
Ho anao mitady zavatra tsara sy mateza ,izahay ato amin'ny S.J.R dia manao ny asa toy izao;
-Manao kit led flexible double fonction et feux du jour.
-Manao ny kit rehetra ana auto-moto
-Mamadika ny jironao ho lasa kit fond noir
-Manabika ny fiara na moto rehetra izay tianao ho avoaka dia vita daholo
-Mametaka angel yese ihany koa izahay
-Manadio jiro anatiny sy ivelany
-Tsy mampiasa vernis
-Finition anay par machine
-Ary manala rano na kiaka aminy globe ihany koa izahay

Lieu 67 ha lalambaovao
Num0340771900 ,0336776229Mr Jean Jacques J.R
Afaka maka sy manatitra ihany koa izahay
Afaka mandeh amin'ny faritra izahay tompoko

Koa araraoty ary tompoko fa tsy handiso fanantenana anao izahay

Ary garantie atrany ny asa atao

Photos reèlls sans retouchés

MANKASITRAKA TOMPOKO

Salama tompokoMaloto be ve ny jironao ka tena efa tsy mazava intsony rehefa mandeh alina;-Izahay dia mikarakara ny jiro ...
01/02/2026

Salama tompoko
Maloto be ve ny jironao ka tena efa tsy mazava intsony rehefa mandeh alina;
-Izahay dia mikarakara ny jiro rehetra
-Manadio ny jiro nao izahay
-Tsy mampiasa vernis
-Finition anay par machine
-Mamelona led origine maty ihany koa izahay
-Mametaka led feu du jour (misy couleur maro2 ato aminay)
-Manao ny stile rehetra ihany koa izahay (izay tianao ho avoaka dia vita daholo)
-Manala rano na setroka na vovoka ao anatin'ny globe ihany koa Izahay
-Mamerina réflecteur maty na miepaka
-Mamadika jiro ho lasa kit fond noir
-Mametaka angel yese ihany koa izahay
-Rehefa globe auto-moto dia vita daholo

Lieu 67 ha lalambaovao otrany ho any amin'ny kianja makis
Num+261340771900 Me Jean Jacques J.R

Afaka mi se déplace izahay
Afaka maka sy manatitra ihany koa izahay

Photos reèlls sans retouches

MIARAHABA TOMPOKO-Mbola mitohy hatrany ny asa ato aminay(6ans d'expérience👍) -Izahay dia mamerina ny globe nao ho toy ny...
04/01/2026

MIARAHABA TOMPOKO
-Mbola mitohy hatrany ny asa ato aminay(6ans d'expérience👍)
-Izahay dia mamerina ny globe nao ho toy ny vaovao indray
-Tsy mampiasa vernis
-Polissage par Machine hatrany
-Afaka mamoaka ny kit rehetra izay tianao hatrany izahay
-Mamadika ny globe nao ho lasa kit fond noir
-Manala kiaka na setroka na rano anatin'ny globe ihany koa izahay
-Manamboatra globe vaky ihany koa izahay
-Mametaka agel yese

lieu 67 ha lalambaovao route kianja maki
num0340771900
afaka mi se déplacer izahay
afaka maka sy manatitra izahay

photos reèl sans retouches

Salama tompokoireto indray ary ny prix promo anay mandritra ity herinandro ity.👉Automobile 👈-Raha diovina ivelany(150 mi...
21/12/2025

Salama tompoko
ireto indray ary ny prix promo anay mandritra ity herinandro ity.
👉Automobile 👈
-Raha diovina ivelany(150 mill fmg ny pera)
-Raha diovina anatiny sy ivelany(300 mill fmg ny pera)
-Raha ho atao kit led du jour(600 mill fmg ny pera)
Raha atao black édition (200 mill fmg)

👉Moto👈
-Raha diovina ivelany(75 mill fmg )
-Raha diovina anatiny sy ivelany (150 mill fmg )
-Raha atao kit led du jour (400 mill fmg )
-Raha atao black édition (100 mill fmg)

lieu 67 ha lalambaovao mankany amin'ny kianja maki
num0340771900
0336776229
afaka mi se déplacer izahay (frais tana 25 mill fmg)

koa hararaoty ary fa hatramin'ny zoma 26 décembre ho avy izao ny farany promotion anay

Miasa 25 décembre izahay

Mankasitraka tompoko

vaovao ny jiro nao zay vao havelanaylieu 67 ha lalambaovaonum0340771900
14/12/2025

vaovao ny jiro nao zay vao havelanay
lieu 67 ha lalambaovao
num0340771900

Address

67 Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Services auto-moto J.R posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share