Auto Ecole Arintsoa Ambohimanarina

Auto Ecole Arintsoa Ambohimanarina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Auto Ecole Arintsoa Ambohimanarina, Driving school, Ambohimanarina, Antananarivo.

🚗 AUTO-ÉCOLE ARINTSOA
Permis A • A’ • B • C • D • E

🚦 Ici, on ne forme pas juste des chauffeurs…
On prépare les conducteurs de demain 💯

📍Ambohimanarina
📞 038 38 377 46

📢Filazana Taratasy very.Iangaviana ze Topony na mafantatra ny topony mba anantona eo anivon'ny biraon'ny sekoly fa hita ...
28/07/2026

📢Filazana Taratasy very.
Iangaviana ze Topony na mafantatra ny topony mba anantona eo anivon'ny biraon'ny sekoly fa hita latsaka teo amin'ny devant ny sekoly ity karatra ity
Na miantso ny laharana 038 38 377 46

🚨 Lundi de Pentecôte = fotoana fety… fa aza adino ny fiarovana 🚨🍻❌ Alcool sy fitondrana fiara na moto tsy miaraka.Na fia...
24/05/2026

🚨 Lundi de Pentecôte = fotoana fety… fa aza adino ny fiarovana 🚨

🍻❌ Alcool sy fitondrana fiara na moto tsy miaraka.
Na fiara 🚗
Na moto 🏍️

➡️ Mety hampidi-doza anao sy ny hafa ny fitondrana rehefa nisotro.

⚠️ Amin’izao fety izao dia maro ny olona eny an-dalana, ka mila mailo sy tompon’andraikitra isika rehetra.

✅ Raha nisotro :
— Aza mitondra
— Mitadiava chauffeur
— Na aleo misy maka

💬 Tsy ny hafainganam-pandeha no maha “fort”… fa ny fahaizana miaro aina.

Bonne fête de Pentecôte 🙏

23/05/2026

😭🚗
Quand tu veux juste faire une marche arrière tranquille…
mais ilay “bip bip” lasa ambiance dance floor 💃🔊

😅 Fa blague à part…
rehefa mitondra dia mila mifantoka tsara foana 👀


Ny fitandremana kely dia mety hisoroka problème lehibe 😉

🚗🏍️ Betsaka ny mahay mitondra…fa ny permis no manaporofo fa:✅ Mahay lalàna mifehy ny fifamoivoizana✅ Mahay mitandrina en...
23/05/2026

🚗🏍️ Betsaka ny mahay mitondra…
fa ny permis no manaporofo fa:

✅ Mahay lalàna mifehy ny fifamoivoizana
✅ Mahay mitandrina eny an-dalana
✅ Vonona hitondra am-pahamatorana

Ary eny… na efa manana permis aza 👀
tsy tokony hadinoina foana ny:

⚠️ Fifehezan-tena
⚠️ Fanajana lalàna
⚠️ Fitandremana ny aina eny an-dalana
Satria tsy “papier” fotsiny ny permis…
fa responsabilité ihany koa 💯

📍 Auto École Arintsoa

📩 Inscription ouverte
Brochure sy détails en message privé.

🇲🇬🏍️ HO AVY IZAO NY FETY FAHALEOVANTENA…Fa alohan’ny hitondrana moto eny an-dalana dia ilaina aloha ny mahafantatra ny l...
23/05/2026

🇲🇬🏍️ HO AVY IZAO NY FETY FAHALEOVANTENA…
Fa alohan’ny hitondrana moto eny an-dalana dia ilaina aloha ny mahafantatra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana. 🚦

Ankehitriny maro no mahay mitondra moto…
fa vitsy no tena mahafehy ny Code de la Route sy ny fomba fitondrana azo antoka.

👉 Ny permis dia tsy taratasy fotsiny.
Izy io dia porofo fa mahay sy tompon’andraikitra eny an-dalana ianao.

Noho izany, manolotra PROMOTION SPÉCIALE PERMIS MOTO hatramin’ny faran’ny volana Juin ny
AUTO Ecole Arintsoa 🔥

✅ Fianarana Code de la Route
✅ Formation pratique sy théorie
✅ Fanomanana examen
✅ Fampianarana tena matihanina
✅ Ho an’izay te hahay mitondra moto ara-dalàna sy am-pilaminana

🎯 Tsy fahazoana permis fotsiny…
fa tena fanomanana anao hiatrika ny lalana sy ny fiainana andavanandro.

📍 Ambohimanarina
📞 038 38 377 46
📞 033 86 049 74

⚠️ Voafetra ny toerana fisoratana anarana amin’ny promotion. Aza tara!

08/06/2024

Promotion d'ouverture
N'hésitez pas à nous contacter

🚗 AUTO-ÉCOLE ARINTSOA
Permis A • A’ • B • C • D • E

🚦 Ici, on ne forme pas juste des chauffeurs…
On prépare les conducteurs de demain 💯

📍Ambohimanarina
📞 038 38 377 46

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auto Ecole Arintsoa Ambohimanarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category