23/03/2026
🛵 TOROHEVITRA HO AN’NY MPITONDRA MOTO 🚷
Ny zavatra tsy maintsy atao rehefa hitondra moto:
1️⃣ Manana saina sy fo tony tsara 🧠❤️
2️⃣ Manana fahasahiana sy fahavononana hanao zavatra 💪🔥
3️⃣ Tsy menatra sady tsy matahotra olona 😌🚶♂️
4️⃣ Ataovy ao an-tsaina hoe:
✔️ Vitako io 💯
✔️ Ny zavatra tiana tsy hatahorana 🎯
✔️ Ataovy adala daholo ny olona eny an-dalana 🤪🛣️
✔️ Aza matahotra mianjera fa mivonona mba hiarina⏳🚫😨
5️⃣ Aza ankinina amin’olona intsony ny fahaleovan-tenanao 🙅♂️🔓
6️⃣ Sahia manao pas rehefa mety 🚀🏍️
7️⃣ Tonga dia midira mp amiko fa esory ny fisalasalana 📩😉
🔥 Aza miandry ela… manomboka izao no fotoana hanombohana! 🛵💥0384340811