ANAI Auto-ecole

ANAI Auto-ecole Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ANAI Auto-ecole, Motor Vehicle Company, Antananarivo.

04/04/2025

BON À SAVOIR🧑‍🔧
Ce schéma de changement est commun dans les voitures manuelles à 5 vitesses et aide à assurer une conduite sans heurt et l'efficacité du moteur.

23/03/2025

FANANANA FAHAZOAN-DALANA HAMILY MOTO: MANENTANA HATRANY NY ZANDARIMARIA

🚨 Ho fisorohana ny tsy fahaizana mifehy ny lalanan'ny fifamoivoizana
🚨 Ho ezaka hampihenana ny lozam-pifamoivozana amin'ny kodiaran-droa.
🚨 Ho fampanarahana ny lalana manankerin'ny fifamoivoizana.

👉 Na eto an-drenivohitra
👉 Na any ambanivohitra
🛵 Na ireo scooter
🏍️ Na moto misy vitesse
⚠️ Rehefa mihoatry ny 49cc

👮 ENTANINA NY REHETRA MBA HANANA NY TARATASY FAHAZOAN-DALANA HAMILY AVOKOA
(Permis A natokana ho an'ny kodiaran-droa)
🚨 Ankoatry ny "permis" dia aoka ho ara-dalàna avokoa ny taratasin'ny kodiaran-droa rehetra.

❌ Tsara marihina fa tsy manankery ny acte de vente voasonian'ny mpivarotra sy mpividy kanefa tsy nampandalovina manampahefana mahefa.

🚨 Manampy betsaka anao ny fananao taratasy feno.
👍 Tsy anananao olana rehefa sendra fisavana.
👍 Hahamora ny fikarohan raha misy fhaverezana.
👍 Hanafaingana ny fifampivarotana.

⚠️ Manankery ho an'ny rehetra ity fanentanana ity.



👮👮👮👮👮👮👮👮👮👮👮👮

18/06/2024
06/05/2024

📌ANAI AUTO-ÉCOLE
🎫Pré-vente des billets disponibles ✅🏃🏃

Address

Antananarivo

Telephone

+261336854705

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANAI Auto-ecole posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share