Automoto Xway Tana

Automoto Xway Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Automoto Xway Tana, Motorbike dealership, Antananarivo.

๐Ÿš› XWAY PORTER 250 CC๐Ÿ’ช MAHERY โ€ข MAFY O***A โ€ข AZO ITOKISANAMitady fiara hanamora ny asanao andavanandro ve ianao?๐Ÿ‘‰ Ny XWAY...
08/09/2026

๐Ÿš› XWAY PORTER 250 CC
๐Ÿ’ช MAHERY โ€ข MAFY O***A โ€ข AZO ITOKISANA
Mitady fiara hanamora ny asanao andavanandro ve ianao?
๐Ÿ‘‰ Ny XWAY Porter 250cc no vahaolana tonga lafatra ho anโ€™ny fitaterana entana!
โœ… 250 CC โ€“ Hery matanjaka
โšก 95 km/h โ€“ Haingam-pandeha ambony
๐Ÿ“ฆ Mahazaka 1,5 taonina โ€“ Entana betsaka tsy manahirana
โ›ฝ 2,5L/100km โ€“ Mitsitsy solika
๐Ÿ”‹ Rรฉservoir 15L โ€“ Lavitra kokoa, tsy mila mijanona matetika
๐Ÿ’ผ Na ho anโ€™ny asa, livraison, na fitaterana andavanandro, dia mpiara-miasa azo itokisana izy!
๐Ÿ“ Hita ao aminโ€™ny AUTOMOTO XWAY
๐Ÿ“ Anosizato Est, manoloana TV Record
๐Ÿ“ž 038 20 440 52
๐Ÿ“ž 038 15 440 52
๐Ÿ”ฅ Aza tara, tongava hijery sy haka ny anao dieny izao!

๐Ÿ”ฅ SLX 150cc โ€“ La puissance accessible ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ช 150 CC de puissanceโšก Vitesse max : 85 km/hPensรฉe pour la performance et la poly...
07/09/2026

๐Ÿ”ฅ SLX 150cc โ€“ La puissance accessible ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ’ช 150 CC de puissance
โšก Vitesse max : 85 km/h
Pensรฉe pour la performance et la polyvalence, la SLX 150cc est idรฉale pour vos dรฉplacements comme pour les terrains difficiles.

โš™๏ธ Motorisation
โœ”๏ธ 5 vitesses
โœ”๏ธ Moteur 4 temps
โœ”๏ธ Dรฉmarrage รฉlectrique + kick
โœ”๏ธ Consommation : 2,5L / 100km
๐Ÿ“ Dimension
โœ”๏ธ Poids : 120 kg
โœ”๏ธ Rรฉservoir : 8L
โœ”๏ธ Batterie : 12V / 7A
๐Ÿ›ž Chรขssis & Freins
โœ”๏ธ Freins ร  disque avant / arriรจre
โœ”๏ธ Suspension centrale
โœ”๏ธ Pneus tout-terrain (avant & arriรจre)

๐Ÿ”ฅ Robuste, รฉconomique et prรชte pour lโ€™aventure !
๐Ÿ“ Disponible chez Automoto XWAY
๐Ÿ“ฒ Contact : +261 38 20 440 52
๐Ÿ“ฉ Inbox pour plus dโ€™infos

๐Ÿ™ Misaotra indrindra aminโ€™ny fahatokisana! ๐Ÿ™Faly izahay ao aminโ€™ny Automoto XWAY mankasitraka anareo nisafidy ny moto XW...
05/09/2026

๐Ÿ™ Misaotra indrindra aminโ€™ny fahatokisana! ๐Ÿ™

Faly izahay ao aminโ€™ny Automoto XWAY mankasitraka anareo nisafidy ny moto XWAY ho mpiara-dia aminโ€™ny fiainana andavanandro.
๐Ÿ’› Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanome hatrany ny tsara indrindra.
๐Ÿ๏ธ Mirary dia milamina sy aventure feno fahombiazana aminโ€™ny moto vaovao!
๐Ÿ“ Tongasoa hatrany ianareo raha mila fanampiana na fanazavana.

Maro ireo efa nanjifa, ianao koa, aza tara maka ny anjaranao

+

๐Ÿ๏ธ ALOHA NY HIAINGANA, JEREO KELY IRETO! ๐Ÿ‘€Alohan'ny handehanana dia makร  fotoana kely hijerena :๐Ÿ›ž Pneu๐Ÿ›‘ Frein๐Ÿ’ก Jiroโ›ฝ Sol...
03/09/2026

๐Ÿ๏ธ ALOHA NY HIAINGANA, JEREO KELY IRETO! ๐Ÿ‘€

Alohan'ny handehanana dia makร  fotoana kely hijerena :
๐Ÿ›ž Pneu
๐Ÿ›‘ Frein
๐Ÿ’ก Jiro
โ›ฝ Solika
๐Ÿ”ง ร‰tat gรฉnรฉral-n'ny moto

Minitra vitsy monja dia afaka manampy anao handeha am-pilaminana kokoa.
๐Ÿ‘‰ Aza adino ny mikarakara ny moto-nao!


๐Ÿ๏ธ๐Ÿ”ฅ XWAY COMMANDER PRO 200CC โ€“ HERY SY FAHARETANA!Mitady moto matanjaka, sportif ary vonona hiatrika ny lalana rehetra v...
02/09/2026

๐Ÿ๏ธ๐Ÿ”ฅ XWAY COMMANDER PRO 200CC โ€“ HERY SY FAHARETANA!

Mitady moto matanjaka, sportif ary vonona hiatrika ny lalana rehetra ve ianao? ๐Ÿ’ช

๐Ÿ‘‰ XWAY COMMANDER PRO 200CC no safidy ho anao!

โšก Moteur 200cc hery ampy aminโ€™ny dia lavitra sy lalana sarotra
๐Ÿ›ž Pneus tout-terrain natao ho anโ€™ny lalana isan-karazany
๐Ÿ’จ Fahombiazana sy puissance ho anโ€™ny mpankafy
๐Ÿ๏ธ Enduro / Trail vonona hiakatra, hidina ary hivezivezy!

๐Ÿ“ Hita ato aminโ€™ny showroom AUTOMOTO XWAY, Anosizato Est, ampitan'ny Tv Record
๐Ÿ“ž 038 20 440 52

๐Ÿ’ฅ COMMANDER PRO 200CC

๐Ÿšœ TUK-TUK PIAGGIO P5 โ€“ 230CC (MISY VARAVARANA)โœ… Moteur 230cc mahery sy maharitraโœ… Misy varavarana โ€“ fiarovana sy fahazoa...
01/09/2026

๐Ÿšœ TUK-TUK PIAGGIO P5 โ€“ 230CC (MISY VARAVARANA)

โœ… Moteur 230cc mahery sy maharitra
โœ… Misy varavarana โ€“ fiarovana sy fahazoana aina ho anโ€™ny mpamily sy mpandeha
โœ… Mahazaka entana na mpandeha โ€“ mety aminโ€™ny asa sy fitaterana
โœ… Boaty 4 vitesses + marche arriรจre ho mora ampiasaina
โœ… Mitsitsy solika, mahomby aminโ€™ny asa isanโ€™andro

๐Ÿ’ผ Tonga lafatra ho anโ€™ny:

* Taxi-tuk tuk
* Livraison / commerce
* Asa andavanandro eto an-tanร na sy ambanivohitra

๐Ÿ“ฉ Antsoy na manorata aminay raha mila fanazavana
๐Ÿ“ Hita ato aminโ€™ny showroom AUTOMOTO XWAY, Anosizato Est, ampitan'ny Tv Record
๐Ÿ“ž 038 20 440 52

๐Ÿ”ง๐Ÿ๏ธ MISE AU POINTโ€“ SERVICE APRรˆS-VENTE ๐Ÿ› ๏ธโœ… Fanaraha-maso ankapobenyโœ… Fanitsiana sy โ€œmise au pointโ€โœ… Fanaraha-maso ny mot...
25/08/2026

๐Ÿ”ง๐Ÿ๏ธ MISE AU POINTโ€“ SERVICE APRรˆS-VENTE ๐Ÿ› ๏ธ
โœ… Fanaraha-maso ankapobeny
โœ… Fanitsiana sy โ€œmise au pointโ€
โœ… Fanaraha-maso ny motera
โœ… Fikojakojana sy fanamboarana
โœ… Torohevitra ara-teknika avy aminโ€™ny ekipanay
๐Ÿ๏ธ Tandremo tsara ny moto-nao, mba hahafahany mitondra anao lavitra! ๐Ÿ’™๐Ÿ’›
๐Ÿ“ Automoto XWAY โ€“ Anosizato Est, Face TV Record
๐Ÿ“ž 038 20 440 52
๐Ÿ‘‰ Ento aty aminay ny moto-nao hanaovana โ€œmise au pointโ€!

Mankasitraka anโ€™ireo tonga anioCTMotors - Madagascar  sy ny Piaggio Madagascar Eo aminโ€™ny ๐€๐ฎ๐ญ๐จ๐ฆ๐จ๐ญ๐จ ๐—-๐–๐š๐ฒ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ฅ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐ฒ hat...
21/08/2026

Mankasitraka anโ€™ireo tonga anio
CTMotors - Madagascar sy ny Piaggio Madagascar
Eo aminโ€™ny ๐€๐ฎ๐ญ๐จ๐ฆ๐จ๐ญ๐จ ๐—-๐–๐š๐ฒ ๐€๐ฆ๐›๐š๐ฅ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐›๐ฒ hatrany ny fotoana rahampitso :
๐Ÿ”ง ๐™๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ร ๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™ž๐™ข๐™–๐™ž๐™ข-๐™ฅ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ช๐™ ๐™ฉ๐™ช๐™  ๐™‹๐™ž๐™–๐™œ๐™œ๐™ž๐™ค ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™–
๐Ÿ›ข๏ธ ๐™๐™ž๐™ก๐™ฉ๐™ง๐™š ร  ๐™๐™ช๐™ž๐™ก๐™š ๐™ข๐™–๐™ž๐™ข๐™–๐™ž๐™ข-๐™ฅ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃโ€™๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™š๐™ฃ๐™ฎ
โšก Aza adino, fotoana voafetra, tongava maro, ento ny tuktuk-nao, ilร zao ny namanao !

๐Ÿ๏ธ CROSS sa MIXTE TRAIL ? Iza no tena mety aminao? ๐Ÿ”ฅMitady moto matanjaka, tsara endrika ary mifanaraka amin'ny fampiasa...
21/08/2026

๐Ÿ๏ธ CROSS sa MIXTE TRAIL ? Iza no tena mety aminao? ๐Ÿ”ฅ
Mitady moto matanjaka, tsara endrika ary mifanaraka amin'ny fampiasanao ve ianao? ๐Ÿ˜Ž
๐Ÿ”ฅ CROSS โ€” Ho an'ireo tia moto maivana sy natao ho an'ny lalana tsy dia tsara! ๐ŸŒ„ TRAIL / MIXTE โ€” Ho an'ireo mitady moto azo ampiasaina amin'ny lalana rehetra, an-tanร na sy ivelan'ny tanร na!

๐Ÿ‘‰ Samy manana ny mampiavaka azy, fa ianao no misafidy izay tena mifanaraka aminao!

๐Ÿ’ฌ CROSS sa TRAIL/MIXTE? Lazao ao amin'ny commentaire ny safidinao! ๐Ÿ‘‡

๐Ÿ“ Automoto XWAY โ€“ Anosizato Est, Face TV Record ๐Ÿ“ž 038 20 440 52

๐Ÿ”ฅ PROMOTION PIAGGIO โ€“ MBOLA MITOHY! ๐Ÿ›บ๐Ÿ’›Mbola mitohy foana ny PROMOTION PIAGGIO eto amin'ny Automoto XWAY! ๐Ÿ˜๐Ÿ”ฅ๐ŸŽ Mbola misy ...
20/08/2026

๐Ÿ”ฅ PROMOTION PIAGGIO โ€“ MBOLA MITOHY! ๐Ÿ›บ๐Ÿ’›

Mbola mitohy foana ny PROMOTION PIAGGIO eto amin'ny Automoto XWAY! ๐Ÿ˜๐Ÿ”ฅ

๐ŸŽ Mbola misy ny place ho an'ireo te-hahazo tombony amin'ity offre spรฉciale ity.

โš ๏ธ Aza tara fa voafetra ny toerana!

๐Ÿ“ Automoto XWAY โ€“ Anosizato Est, Face TV Record
๐Ÿ“ž 038 20 440 52

๐Ÿ’› Aza miandry ela, raiso izao ny Piaggio-nao! ๐Ÿ›บ๐Ÿ”ฅ

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Automoto Xway Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Automoto Xway Tana:

Shortcuts

Share