18/01/2024
TAXIS MOTO AZO ANTOKA , Afaka maka anao sy manatitra , Afaka manao ny service rehetra iany koa na manatitra na maka entana , Manao Course lavalava
Tsy Miasa alina ra tsy efa client azo antoka iany koa
manomboka maraina hatramin'ny 7h Ariva
Ny Lundi a dimanche
Contact : 038 56 994 54 / 032 41 060 19
Moto Kymco JP / 125CC