15/07/2026
Ito ary no mamarana ny sary izay nalaina tamin'ny hetsika TKG-SWAP.
Manome fotoana an-tsika amin'ny manaraka indray.
Ataovy milay daholo ny ketrika dia areheto ny afo dia alefaso ny kitonotono.
Misaotra an'i Jonathan Andriamihajanirina nandrakitra an-tsary ny hetsika rehetra. 👊