Lavage Ambodihady

Lavage Ambodihady Nettoyage voiture intérieur -extérieur-
Restauration sur place

Lohahevitra: fampahalalana: fanakatonana sy ora manokana amin'ny Krismasy sy Taom-baovaoRy mpanjifa ,Amin'izao ankatoky ...
16/12/2025

Lohahevitra: fampahalalana: fanakatonana sy ora manokana amin'ny Krismasy sy Taom-baovao
Ry mpanjifa ,
Amin'izao ankatoky ny fotoam-pialan-tsasatra izao, dia tianay ny mampahafantatra anao ny ora narindranay mba hahafahanao manomana ny fitsidihanao mifanaraka amin'izany.

Alakamisy 25 Desambra (Andron’ny Noely) : Hikatona tanteraka ny tranontsika mandritra ny tontolo andro.

Alarobia 31 Desambra (Alin’ny Taom-baovao) : Hikatona aloha ny toerana fanasana fiara amin’ny 3 ora tolakandro.

Ora fisokafana mahazatra: Faly izahay mandray anao indray ny Alahady 4 Desambra amin'ny 6:30 maraina.

Misaotra anao tamin'ny fanohananao tsy tapaka nandritra ny taona ary miangavy anao izahay mba handinika ireo fanovana ireo.
Mirary fety sambatra ho an'ny rehetra!

Amin-kitsimpo,
Ny Fitantanana

Objet : Information Importante : Fermetures et horaires spéciaux pour Noël et le Nouvel An
Cher(e) client(e),
À l'approche des fêtes de fin d'année, nous souhaitons vous informer de nos horaires ajustés afin que vous puissiez organiser vos visites en conséquence.
Le jeudi 25 décembre (Jour de Noël) : Notre établissement sera exceptionnellement fermé toute la journée.
Le mercredi 31 décembre (Réveillon du Nouvel An) : La station fermera ses portes plus tôt, à 15h00 précises.
Reprise normale : Nous serons ravis de vous accueillir à nouveau dès le dimanche 4 décembre à 6h30.
Nous vous remercions de votre fidélité tout au long de l'année et vous prions de bien vouloir prendre ces changements en considération.
Joyeuses fêtes à tous !
Cordialement,
La Direction

Hariva mifankahita boss a.Ho an le mijery afomanga ety am digue Dia misy n'y kitonotono eto am lavage oh. @ lay azo atok...
25/06/2024

Hariva mifankahita boss a.
Ho an le mijery afomanga ety am digue Dia misy n'y kitonotono eto am lavage oh.
@ lay azo atokisnaa tsara n'y fahadiovany

Yes Bossmerci a l équipage de Zeze nametraka fahatokisana t@ fikirakirana n'y fiara Ho an ny fandraisana anjara @ rallye...
23/05/2024

Yes Boss
merci a l équipage de Zeze nametraka fahatokisana t@ fikirakirana n'y fiara Ho an ny fandraisana anjara @ rallye VHR rampitso.
Ny natao!?
Nosasaina atrany ambony atrany ambany comme d'habitude.
Mangirana ery ilay R16 tratra ilay shampooing actif antsika.
Ampina soin kely ny chrome Dia fitaratra tanteraka ny fiara.
Bon vent zokibe! Rapporte la Coupe à la maison

Fifaliana Ho anay ny nikarakara, nanasa sy nampangirana ity Renault 16 n'i Mr Zeze ity @ fandraisany anjara @ Rallye VHR...
17/05/2024

Fifaliana Ho anay ny nikarakara, nanasa sy nampangirana ity Renault 16 n'i Mr Zeze ity @ fandraisany anjara @ Rallye VHR.
Afa-po tanteraka ny lehilahy ary vonona ny andrombaka indray ny amboara @ ity taona ity.
Mirary soa Ho azy sy ny équipage iaraka aminy ny ekipan ny le 14G Lavage Ambodihady ;)

Miala any indray ny vokatra manaraka e! Touuude toouuuude tsy mifampijery fa ao anaty bol ao lo boss sy Mme Boss. Tsy an...
07/05/2024

Miala any indray ny vokatra manaraka e!
Touuude toouuuude tsy mifampijery fa ao anaty bol ao lo boss sy Mme Boss.
Tsy ankizara boulette de poisson sy boulette de viande.
Afaka manampy fangarony!!

Salama nos boss! Milamina tsara ny retour tam Vary @ anana. Ireto indray ary ny fanampiny e ;)
01/05/2024

Salama nos boss!
Milamina tsara ny retour tam Vary @ anana.
Ireto indray ary ny fanampiny e ;)

Bosssss Alefantsika indray ny Vary @ anana sy kitoza na saosisy! Manomboka rampitso vonona vao maraina ;)
29/04/2024

Bosssss
Alefantsika indray ny Vary @ anana sy kitoza na saosisy!
Manomboka rampitso vonona vao maraina ;)

Salama boss! Mivoatra tsimoramora eny foana isika rehetra e! Vita soamantsara ny semaine de test ny mousse antsika. Ny p...
25/04/2024

Salama boss!
Mivoatra tsimoramora eny foana isika rehetra e!
Vita soamantsara ny semaine de test ny mousse antsika.
Ny produit Dia tsy niova atramin ny voalohany fa iny shampooing actif iny foana no ampiasaintsika.
Mangirana kokoa kosa kanefa ny fiara noho ny fanovana ny fampiasana azy:) :)
Aza adino!!! Na am 6 ora latsaka ary ianareo no tonga eo raisinay foana tompoko.

Tamana mihitsy raha Boss Tina e! Izy reraka avy nilavalava iny no manao do**he milamina avy eo misakafo gasy nahadro kit...
17/04/2024

Tamana mihitsy raha Boss Tina e!
Izy reraka avy nilavalava iny no manao do**he milamina avy eo misakafo gasy nahadro kitay.
Ny fiarany hono ato ihany vao mangirana raha ka izao.
Vomay izy bogoss be anatiny mivoaka eo 😉

Boss oh. Ny fiara ve mahazo ranomanitra mpanakarena dia ny moto anao tsy ahazo cadeau kely avy aty aminay.Aleo ranga asi...
11/04/2024

Boss oh.
Ny fiara ve mahazo ranomanitra mpanakarena dia ny moto anao tsy ahazo cadeau kely avy aty aminay.
Aleo ranga asina finition pneu isakin moto à. Homempotsiny izy Ho an ny 2 roues.
Ampitiavana foana boss a! :)

Address

Ambodihady Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lavage Ambodihady posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category