I Ngia JEAN

I Ngia JEAN Agence de location de voiture 🚗…

30/05/2019

n'ny résultats tegna officiel amin'ny tendance aboakan'ny Ceni ,fa koa n'ny raha efa hitahita agny ,efa manomboko magnano arrosage n'ny candidats laharagna faha 04 eto antalaha ary efa maresaka baligny antragno nazy ato . Koa n'ny tegna logique Marigny moa no harahigny dia ,tsy salisalagna fa isan'ny candidats natahoragna Marigny izy ty ,noho izy nihomagna ary nametraka base efa ela .

Fa hazavaiko ely ,n'ny fandehany , hafaran'ny vokatra vonjimaiky haboakan'ny ceni io , ny HCC no hagnaboaka n'ny vokatra définitif . Nefa aza adigna fa efa nametraka fitoriagna makasiky ity candidats ity n'ny candidats laharagna faha 03 ,Jerry Marcoss . Ho itantsika eo n'ny fivoaran'ny raraha ty fa hoan'ny mpanohagna NASIR JULIEN , hampitay aminazy fa eto no tegna hilavagna n'ny miaraka aminao ai ,ady faran'ny io .

Farany : mirary soa hoan'izay ho mpandresy

28/03/2019

jaly
ambilobe vohemar


hevitry amintsika jiaby , ino ny hitanandre mety hatsaraigny ? Koa note edy mety fir /20 io zao ???
jiaby izy ty , tombotsoa n'olo jiaby favitany lalagna io !

24/03/2019
19/03/2019

Manoloana ny fitarainan’ny mponin’Antalaha noho ny «déléstage» dia mampahafantatra ny JIRAMA fa hiainga ao Toamasina ny alakamisy izao, faha 21 martsa ny «groupe» miisa 2, izay afaka mamokatra 500 KW avy. Heverina ho tonga any amin’ny seranan’Antalaha ny alatsinainy 25 martsa ireo groupe roa ireo hamahana ny olana ankehitriny. Ny volana febroary, no efa niainga teto andrenivohitra, nihazo ny lalana mankany Antalaha ireto «groupe» ireto, fa noho ny haratsian’ny lalana tao Daraina, dia voatery niverin-dàlana ka izao halefa sambo izao. Ankoatra ny vahaolana amin’ny fandefasana ireo «groupe» roa ho an’Antalaha, dia tsara ny mampahatsiahy, fa anisan’ny hahazo famokarana herinaratra «hybride solaire-thermique» ao anatin’ilay tetik’asa hametrahana «45 centrales hybrides » Antalaha. Heverina ho tafapetraka any an-toerana ny volana jolay ho avy izao izany «centrale hybride » izany.

officiel

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261322190914

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I Ngia JEAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category