Électricité Automobile

Électricité Automobile Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Électricité Automobile, Automotive Service, Ampefiloha, Antananarivo.

💥Aterina hatrany ny fiarabana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy ☎️ 034 39 782 14👉 Amin'izao fotoana fialantsasatra iz...
27/07/2026

💥Aterina hatrany ny fiarabana ho antsika rehetra mpanaraka ny pejy
☎️ 034 39 782 14
👉 Amin'izao fotoana fialantsasatra izao dia faly izahay manolotra ho anareo
🔥 KARAZANA AUTORADIO izay mety @ karazana FIARA REHETRA
✅ AUTORADIO ANDROID :
✅ 7 pouces standard
✅ 9 pouces avec console et broche d'origine
✅ 10 pouces avec console et broche d'origine
✅ TESLA d'origine / TESLA standard
✅ Rotatif
✅ Tiroir
✅ Autoradio tsotra miala sy tsy miala lohany

♥️Tsy hadino ihany koa ny:
👉 Verrouillage centralisé
👉 Commande à distance tsotra avec détresse
👉 Commande à distance avec alarme sns

💥Manao livraison
💥Manao installation
💥Mandefa @ faritra
♥️Raha alefa any indray na atao livraison dia vita TESTE vao alefa
🔥 MISY GARANTIE
👉Koa aza misalasala ary miantso ny ☎️ 034 39 782 14 na mandefa hafatra fa vonona ny hanome fahafahampo ho anao izahay.

NY ÉLECTRICITÉ AUTOMOBILE DIA MIRARY ANAO NY MBA HAHITANAO FIFALIANA HATRANY NY AMIN'NY FANATSARANA NY FIARANAO

💥Amin'izao fotoana fialantsasatry ny mpianatra izao dia faly indray izahay manolotra ho anareo rehetra karazana 👉Autorad...
16/07/2026

💥Amin'izao fotoana fialantsasatry ny mpianatra izao dia faly indray izahay manolotra ho anareo rehetra karazana 👉Autoradio👈
✅ Antsoy ary ny numéro ☎️034.39.782.14☎️
👉Manao installation
👉Manao livraison
👉Mandefa
♥️ Misy garantie ♥️
🔥Asa vita vao mandoha vola🔥

Jiro led 'ilay malaza be  Miova endrika kely indray ny fiaranao vao misy azy 034 39 782 14
23/01/2026

Jiro led 'ilay malaza be
Miova endrika kely indray ny fiaranao vao misy azy
034 39 782 14

Électricité Automobile Ampefiloha 034 39 782 14Manao ny asa rehetra sy mivarotra fitaovana momban'ny électricité automob...
13/03/2025

Électricité Automobile Ampefiloha 034 39 782 14

Manao ny asa rehetra sy mivarotra fitaovana momban'ny électricité automobile
• Équipements complet
• Verrouillage centralisé
• Commande à distance
• Commande à distance avec alarme
• Installation autoradio et sono voiture complet
• Installation Radar de recul, caméra de recul
• Réparation isan-karazany

Aza misalasala ary miantso raha misy mahaliana anao
☎️ 034 39 782 14
Ampefiloha no misy anay, afaka manao livraison sy mandefa any @ faritra

🔥Mitohy hatrany ny asa fametahana kits accessoires ireo karazana fiara rehetra, mivarotra karazana pièce koa.☎️ Tonga di...
07/03/2024

🔥Mitohy hatrany ny asa fametahana kits accessoires ireo karazana fiara rehetra, mivarotra karazana pièce koa.
☎️ Tonga dia miantso avy hatrany ny tena tsara
✅ 034 39 782 14

(1)Raha mbola tsy miaraka mihidy ny varavarana rehetra.rehefa hidina dia azo asiana
👉 VERROUILLAGE CENTRALISÉ tsara mihintsy.Avy hatrany koa dia azo asiana ireto karazana COMMANDE À ADISTANCE misy karazany roa ireto
✅ Commande à distance tsotra ✅
✅ Commande à distance avec alarme ✅

(2) Ireo fiara efa centralisé kosa dia afaka misafidy avy hatrany,ireo karazana COMMANDE À ADISTANCE roa ireo⭐

🩸Misy ihany koa ny karazana AUTORADIO
👉Ny tsotra indrindra 👍
👉Ny avo lenta indrindra👍

🔥Mitohy hatrany ny asa fametahana kits accessoires ireo karazana fiara rehetra:☎️ Tonga dia miantso avy hatrany ny tena ...
21/12/2023

🔥Mitohy hatrany ny asa fametahana kits accessoires ireo karazana fiara rehetra:
☎️ Tonga dia miantso avy hatrany ny tena tsara
✅ 034 39 782 14

(1)Raha mbola tsy miaraka mihidy ny varavarana rehetra.rehefa hidina dia azo asiana
👉 VERROUILLAGE CENTRALISÉ tsara mihintsy.Avy hatrany koa dia azo asiana ireto karazana COMMANDE À ADISTANCE misy karazany roa ireto
✅ Commande à distance tsotra ✅
✅ Commande à distance avec alarme ✅

💯Ireo fiara efa centralisé kosa dia afaka misafidy avy hatrany,ireo karazana COMMANDE À ADISTANCE roa ireo⭐

🩸Misy ihany koa ny karazana AUTORADIO
👉Ny tsotra indrindra 👍
👉Ny avo lenta indrinra👍

📞034 39 782 14📞💯💯💯💯

🔥Miarahaba antsika rehetra tompoko⚡Ho antsika rehetra manana fiara ka Mbola tsy centralisé,izany hoe rehefa hidina  lacl...
30/11/2023

🔥Miarahaba antsika rehetra tompoko
⚡Ho antsika rehetra manana fiara ka Mbola tsy centralisé,izany hoe rehefa hidina laclé nefa tsy miaraka mihidy ny varavarana.💥Raha mba maniry hianao ny hiarahan'ny varavarana rehetra miaraka mihidy⭐Izahay tompoko dia afaka manao izany tsara mihintsy ✅Rehefa vita izay ka tsy te hisahirana ianao ny manatsofoka ny laclé eo varavarana dia afaka asiana commende à distance indray,❌Ny commande à distance indray tompoko dia misy karazany(2)
🩸1 Ary dia ny commende à distance izay manidy sy mamoha fotsiny miaraka clinonta gauche sy droite
💥N'y(2) indray dia manidy sy mamoha ihany koa fa Sady misy maneno rehefa manindry ny commende na manidy na mamoha(antivol)

⭐Ho anareo izay efa centralisé kosa indray ny fiara dia afaka asiana avy hatrany ny commende à distance tsotra manidy sy mamoha fotsiny miaraka clinonta (2),na commende à distance misy maneno(antivol)
🔥💥Asa tsara madio sy milamina vao mandoha vola ianao
⭐💯 Contact 034 39 782 14
✅034 39 782 14✅

Address

Ampefiloha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Électricité Automobile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share