Miel de palissandre by Hama Sfy

Miel de palissandre by Hama Sfy Tongasoa eto amin'ny Miel de Palissandre by Hama Sfy ✨

Toerana ahitanao vokatra miavaka, kalitao tsara sy voafantina.

Tsy ny miel de palissandre irery ihany no atolotray, fa ireo entana tsara kalitao sy tsy dia hita eny rehetra eny ihany koa ✨

20/09/2026

Mirary alahady mamy be indray 😘

Anjara biriky kelinay ho fanampiana izay mety mila izany 🙏🏻Mirary soa tompoko ooo
19/09/2026

Anjara biriky kelinay ho fanampiana izay mety mila izany 🙏🏻

Mirary soa tompoko ooo

⚕️ PHARMACIE DE GARDE 12 - 19 septambra ▫️Antananarivo Renivohitra

Farmasia mpiandry raharaha
Misokatra 24h/24 💊💉👨‍⚕️

Mirary fahasalamana 🙏

Ny anay miampy grand ménage 😂
19/09/2026

Ny anay miampy grand ménage 😂

🌳🍯 Efa nanandrana Tantely Palissandre ve ianao?Tantely avy amin’ny vonin’ny palissandre, manana tsiro malefaka, hanitra ...
19/09/2026

🌳🍯 Efa nanandrana Tantely Palissandre ve ianao?

Tantely avy amin’ny vonin’ny palissandre, manana tsiro malefaka, hanitra voninkazo ary fofona manokana. 🐝🌿

Tsy tantely fotsiny izy, fa tsiron’ny natiora Malagasy ao anaty sotro iray. 😋💛

👉 Andramo… sao dia lasa tantely ankafizinao indrindra! 🍯✨

💰30.000 Ar ny tavoahangy 1l

🛵Manao livraison à partir de 4.000 Ar

📩Miandry ny MP anareo ary izahay eee

18/09/2026

"Traitez votre femme comme une reine car le respect que vous lui témoignez fais de vous un grand roi" 👸🏻❤️

Zoma ny andro, ry Ramose isany handeha hanao vendredi joli miaraka amin'i Madama jereo ity vidéo ity💃🏻🕺🏻 😘

Vao maraina izao izahay dia efa mandefa sopapa an sao dia tsy maharaka eo indray 🎉👠🩴

Bon vendredi ooo ! !

16/09/2026

Astuce kely azo hanaovana ny miel de palissandre 😋😊 ... Mba somary manao izay mampifalifaly fo sy saina indraindray eee ! !

16/09/2026

Aleo aloha ianareo ataonay manimanina vacances kely fa tssss 🫣🤪 sady mba miomehy kely fa efa kely sisa dia zoma eee !!

Rehefa kelikely eo nareo hizarainay zavatra kely mafahinaritra indray 🥰😋

Bonjour et bonne journée les rois 🌻

A plus t**d 😚

📚🐝 TALATA… miverina amin’ny fahazarana indray ! 😄Efa niverina any an-tsekoly ny ankizy…ary izahay ato amin’ny Hama Sfy k...
15/09/2026

📚🐝 TALATA… miverina amin’ny fahazarana indray ! 😄

Efa niverina any an-tsekoly ny ankizy…
ary izahay ato amin’ny Hama Sfy koa miverina mihetsiketsika tsikelikely. 😜

🍯 Tonga indray ny tantely !
Ny tantely de palissandre efa tonga soa aman-tsara. 🥰

Ary… misy zavatra hafa kely koa efa omanina 👀✨

Hisy entana vaovao ho tonga ato amin’ny Hama Sfy tsy ho ela.

14/09/2026

Bon mardi les rois

Address

Antaninarenina
Antananarivo
101

Telephone

+261322579502

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miel de palissandre by Hama Sfy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share