MECA Diagnostic a la valise, réparation mécanique, électrique et électronique automobile

🛑Voyant tableau de bord(check engine sns), Diag😨 (tsy école😉)🤔Inona no antony?Midika fa misy olana ny fiara rehefa misy ...
29/10/2025

🛑Voyant tableau de bord(check engine sns), Diag😨 (tsy école😉)

🤔Inona no antony?
Midika fa misy olana ny fiara rehefa misy mirehitra ny voyant eo amin'ny tableau de bord, miankina amin'ny ilay voyant mirehitra no ahafantarana hoe inona ao amin'ilay fiara no misy tsy fatezana, mety ho moteur mety ho frein sns.

☝️Ahoana ary no hatao?
👉Jerena aloha sao dia misy fils na fantsona tsy mipetaka na tapaka sns, izay talaky maso. Rehefa tsy tsotsotra hita maso ilay olana dia miditra amin'ny ilay atao hoe Diagnostic amin'ny alalan'ny fitaovana natokana ho an'nzany. Eo no ahafantarana hoe inona no simba ka mahatonga ilay voyant mirehitra, ny fanaboarana kosa no ahalalana hoe inona ny piece tokony ho soloina na koa hamboarina.

☝️Marihina fa tsy voatery voyant mirehitra hiany no hilaina ny fanaovana diagnostic, fa maro ny fahasimbana misy izay tsy ahitana voyant eo amin'ny ilay fiara, na koa entretien ohatra ka mitaky ny fanaovana ny diagnostique.

👉Ny diagnostic eto amin'ny pejy MECA dia manomboka amin'ny sarany 50 000ar ary manantona ny misy anao izahay. Ahazahoanao rapport de diagnostic sy fanazavana aminy antsipirihiny ny momba ilay fahasimbana sy ny fanamboarana tokony atao izany.
MECA (tsy école😉)
☎️:0321884514 na MP

🔴Launch Thinkdiag2 original + Diagzone pro 2 💯 full activating 💥2 an de mise à jour gratuite (Android seulement)🤩 Voitur...
22/10/2025

🔴Launch Thinkdiag2 original + Diagzone pro 2 💯 full activating
💥2 an de mise à jour gratuite (Android seulement)

🤩 Voiture légère, poids lourd(nécessite une interface 24v to 12v) et voiture électrique ou hybride
🤩24 lang au choix
🤩47 fonction spéciale🤩

💵Prix : 1.500.000ar (Android seulement☝️)
💵Prix : 900.000ar sans Diagzone pro (iOS, Android)
📞Tél : +261321884514

17/10/2024

Salama, tsy mivarotra pièce de rechange izahay tompoko.
Mankasitra

🛑Voyant tableau de bord(check engine sns)😨🤔Inona no antony?Midika fa misy olana ny fiara rehefa misy  mirehitra ny voyan...
21/08/2024

🛑Voyant tableau de bord(check engine sns)😨

🤔Inona no antony?
Midika fa misy olana ny fiara rehefa misy mirehitra ny voyant eo amin'ny tableau de bord, miankina amin'ny ilay voyant mirehitra no ahafantarana hoe inona ao amin'ilay fiara no misy tsy fatezana, mety ho moteur mety ho frein sns.

☝️Ahoana ary no hatao?
👉Jerena aloha sao dia misy fils na fantsona tsy mipetaka na tapaka sns, izay talaky maso. Rehefa tsy tsotsotra hita maso ilay olana dia miditra amin'ny ilay atao hoe Diagnostic amin'ny alalan'ny fitaovana natokana ho an'nzany. Eo no ahafantarana hoe inona no simba ka mahatonga ilay voyant mirehitra, ny fanaboarana kosa no ahalalana hoe inona ny piece tokony ho soloina na koa hamboarina.

☝️Marihina fa tsy voatery voyant mirehitra hiany no hilaina ny fanaovana diagnostic, fa maro ny fahasimbana misy izay tsy ahitana voyant eo amin'ny ilay fiara, na koa entretien ohatra ka mitaky ny fanaovana ny diagnostique.

👉Ny diagnostic eto amin'ny pejy MECA dia manomboka amin'ny sarany 50 000ar ary manantona ny misy anao izahay. Ahazahoanao rapport de diagnostic sy fanazavana aminy antsipirihiny ny momba ilay fahasimbana sy ny fanamboarana tokony atao izany.
MECA
Service à domicile, manantona anao izahay.
☎️:0321884514 na MP

🔴Launch thinkdiag 2(original ) + Diagzon pro 2 💯 full activating (1 an de mise à jour gratuite)❌ Voiture légère, poids l...
22/05/2024

🔴Launch thinkdiag 2(original ) + Diagzon pro 2 💯 full activating (1 an de mise à jour gratuite)

❌ Voiture légère, poids lourd(nécessite une interface 24v to 12v) et voiture électrique ou hybride
❌24 lang au choix
❌45 fonction spéciale🤩

💵Prix : 1.400.000ar
📞Tél : +261321884514

🔴Launch thinkdiag(original ) + rallonge OBD II + Diagzon pro 2 💯 full activating (1 an de mise à jour gratuite)❌ Voiture...
27/04/2024

🔴Launch thinkdiag(original ) + rallonge OBD II + Diagzon pro 2 💯 full activating (1 an de mise à jour gratuite)

❌ Voiture légère, poids lourd(nécessite une interface 24v to 12v) et voiture électrique ou hybride
❌24 lang au choix
❌45 fonction spéciale🤩

💵Prix : 1.200.000ar
📞Tél : +261321884514

Distribution, calage distribution sns.👉Inona moa izany?🤔☝️Ny atao hoe distribution, dia ny fandrindrana ny fanambony sy ...
17/01/2024

Distribution, calage distribution sns.

👉Inona moa izany?🤔
☝️Ny atao hoe distribution, dia ny fandrindrana ny fanambony sy ny fanambanin'ny moteur.
Zany hoe mampifanaraka ny fisokafana sy fikatonan'ny soupapes amin'ny fiakarana sy fidinan'ny piston.
Misy pièce maro mandrafitra azy io (courroie na koa hafa, tendeur, enrouleur, guide sns), izay miasa foana vao vantan'ny mamelona fiara ianao. Ireo pièce ireo dia manana ny fem-potoana afahany manantanteraka tsara ny asany (kilométrage), dila io fem-potoana io dia ho simba io distribution anao io. Mazana ary dia tsy tapitra akory io fempotoana io dia simba ny distribution😏.

👉Inona moa no vokany raha simba ny distribution?
Ny vokany dia tsy hirindra tsara intsony ny fiasan'ny moteur "mi decale na tapaka distribution" hoy ny fiteny mahazatra😁, saro-belomina, manetroka, kely hery, manjary be feo ilay moteur sns, mety hifandona hiany koa ny piston sy ny soupape. Simba ny moteur ary mety ho lalina mihintsy ny fahavoazany😓.

👉Fehiny, misy lanjany lehibe amin'ny moteur ny distribution ary ny fahasimban'izy io, dia mety hitarika hatrany amin'ny fanoloana moteur mihintsy. Tsara ny manolo ireo pièce mandrafitra azy io raha toa ka tsy mbola nosolohina mihintsy ary raha efa nosoloina dia arahana ny kilométrage ary mba kendrena mihalohan'ny ahatamperany dia soloina ny pièce fa tsy hiandrasana efa tapitra le kilométrage. Raha tapitra mantsy io kilométrage io dia mety ho simba ny distribution, koa dia ho dokotera après la mort hiany😉.

MECA,
Diagnostic électronique, réparation mécanique et électronique.
☎️ 0321884514 na mp

🛑Manque de puissance, manetroka, tsy mety hiaotra ny 2500tr ny moteur sns.☝️Maro ny mety mahatonga azy, ny  antony iray ...
27/11/2023

🛑Manque de puissance, manetroka, tsy mety hiaotra ny 2500tr ny moteur sns.

☝️Maro ny mety mahatonga azy, ny antony iray dia ny "Turbo", raha toa ka misy azy io ny fiaranao.

👉Ny turbo dia pièces natao amatsy air comprimé (rivotra betsaka kokoa) ny moteur mba afahany mandoro solika betsaka kokoa.

👉Réglage de pression turbo, encrassement turbo, fuite sns dia mahatonga ny turbo tsy hiasa araka ny tokony ho izy.
☝️Raha toa ka tsy vohatsabo aingana ireo dia mety hitarika ny fahafatesan'ilay turbo.

☝️Noho izany, vao vantany fa misy ny manque de puissance sns dia tsara raha toa ka fantarina ny antony, mba tsy hiombo ilay fahasimbana.

MECA
Diagnostic manomboka aminy 50 000ar, réparation mécanique, électrique et électronique.
☎️: 0321884514 na MP.

🛑Voyant tableau de bord(check engine sns), Diag😨🤔Inona no antony?Midika fa misy olana ny fiara rehefa misy  mirehitra ny...
14/11/2023

🛑Voyant tableau de bord(check engine sns), Diag😨

🤔Inona no antony?
Midika fa misy olana ny fiara rehefa misy mirehitra ny voyant eo amin'ny tableau de bord, miankina amin'ny ilay voyant mirehitra no ahafantarana hoe inona ao amin'ilay fiara no misy tsy fatezana, mety ho moteur mety ho frein sns.

☝️Ahoana ary no hatao?
👉Jerena aloha sao dia misy fils na fantsona tsy mipetaka na tapaka sns, izay talaky maso. Rehefa tsy tsotsotra hita maso ilay olana dia miditra amin'ny ilay atao hoe Diagnostic amin'ny alalan'ny fitaovana natokana ho an'nzany. Eo no ahafantarana hoe inona no simba ka mahatonga ilay voyant mirehitra, ny fanaboarana kosa no ahalalana hoe inona ny piece tokony ho soloina na koa hamboarina.

☝️Marihina fa tsy voatery voyant mirehitra hiany no hilaina ny fanaovana diagnostic, fa maro ny fahasimbana misy izay tsy ahitana voyant eo amin'ny ilay fiara, na koa entretien ohatra ka mitaky ny fanaovana ny diagnostique.

👉Ny diagnostic eto amin'ny pejy MECA dia manomboka amin'ny sarany 50 000ar ary manantona ny misy anao izahay. Ahazahoanao rapport de diagnostic sy fanazavana aminy antsipirihiny ny momba ilay fahasimbana sy ny fanamboarana tokony atao izany.
MECA (tsy école😉)
☎️:0321884514 na MP

Address

Antananarivo

Telephone

+261321884514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MECA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MECA:

Share