Motor Shop Mada

Motor Shop Mada Pour votre satisfaction!

📸MiNI APPAREIL PHOTO POUR ENFANT📸Afaka atao idee cadeau tsara ity ho antsika manana ankizy ✅ Chargeable ✅Misy mémoire ✅A...
23/02/2026

📸MiNI APPAREIL PHOTO POUR ENFANT📸
Afaka atao idee cadeau tsara ity ho antsika manana ankizy
✅ Chargeable
✅Misy mémoire
✅Afaka carte SD
✅Mazava sary be
✅Afaka sasana tsara ny sary ao anatiny
✅ Couleur disponible :rose, Bleu
💥 PRIX :90 000ar

📞0381886465
LIVRAISON TANA ET PROVINCE
🏠 ANALAMAINTSY À CÔTÉ ACCÈS BANK

💥💥 RICE COOKER MULTIFUNCTION 💥👉GRANDE MARQUES RAF👉 Multifonction :afaka andrahona sakafo,anaovana loka koa anendasana,,,...
23/02/2026

💥💥 RICE COOKER MULTIFUNCTION 💥
👉GRANDE MARQUES RAF
👉 Multifonction :afaka andrahona sakafo,anaovana loka koa anendasana,,,Mahasolo cocotte minute, yaourtière,sns.....
👉Sady Lehibe 5L be izao
👉Tsy mora simba
👉Premier qualité
👉Sady tsy minana jiro
👉Vaovao sous carton

🔥Prix :190.000ar (5Litre )

☎0381886465
🔻 Livraison TANA et province 🇲🇬
Boutique Airtchiry Mada tech Analamahitsy à côté Accès bank 🏠

💥PISTOLET LAVAGE HAUTE PRESSION💥Mora miakatra kely ny vovoka sy ny fotaka amin'izao vanim-potoana izao ,tena miasa be am...
16/02/2026

💥PISTOLET LAVAGE HAUTE PRESSION💥
Mora miakatra kely ny vovoka sy ny fotaka amin'izao vanim-potoana izao ,tena miasa be amintsika ity PISTOLET LAVAGE ity ho antsika manana FIARA
👉Pistolet lagave haute pression
👉Machine professionnel
👉Simple batterie 48 V ,matanjaka be
👉Afaka itedavam bola ihany na anaovana lavage ao atokotany

👉Avec accessoires complet : tyau,malette,filtre, adapteur
PRIX:250 000ar
LIVRAISON POSSIBLE
BOUTIQUE AIRTCHIRY MADA TECH ANALAMAHITSY
☎0381886465

💥💥 RICE COOKER MULTIFUNCTION 💥💥Maro no efa afam-po fa anao no sisa ,marque efa fata-daza ity an 👉GRANDE MARQUES RAF👉 Mul...
13/02/2026

💥💥 RICE COOKER MULTIFUNCTION 💥💥
Maro no efa afam-po fa anao no sisa ,marque efa fata-daza ity an
👉GRANDE MARQUES RAF
👉 Multifonction :afaka andrahona sakafo,anaovana loka koa anendasana,,,Mahasolo cocotte minute, yaourtière,sns.....
👉Sady Lehibe 5L be izao
👉Tsy mora simba
👉Premier qualité
👉Sady tsy minana jiro
👉Vaovao sous carton

🔥Prix :190.000ar (5Litre )

☎0381886465
🔻 Livraison TANA et province 🇲🇬
Boutique Airtchiry Mada tech Analamahitsy à côté Accès bank 🏠

PISCINE GONFLABLEMbola disponible hatrany ireto piscine ireto ho anao izay mbola tsy nahazo an,afaka atao ideé cadeau ts...
13/02/2026

PISCINE GONFLABLE
Mbola disponible hatrany ireto piscine ireto ho anao izay mbola tsy nahazo an,afaka atao ideé cadeau tsara mihitsy
✅haute qualité
✅misy modèle 2azo isafidianana
✅mafy tsara sady mateza be
Disponible en boutique: 80 000ar PM/180 000ar GM
📞0381886465/0337565857
Livraison et expedition en province
Boutique Analamahitsy à côté access bank

💥💥CAMERA STYLE AMPOULE💥💥Camera  miendrika Ampoule, ho antsika ̀mila caméra de surveillance discret Azo atao ao an-dakozi...
12/02/2026

💥💥CAMERA STYLE AMPOULE💥💥
Camera miendrika Ampoule, ho antsika ̀mila caméra de surveillance discret
Azo atao ao an-dakozia , salon , bureaux sns
👉 camera vison 360° avec zoom
👉mahita aminy alina
👉Mora apesaina
👉 Sady maheno feo manodidina izy no afaka iresahana ihany koa
👉 misy détecteur de mouvements
👉 enregistrement vidéo amin'ny carte SD, mazaka hatramin 'ny 64 go
Aza tara manao commande ary fa efa betsaka ireo nahazo tombony aminy fampiasana azy
PRIX: 160 000ar
BOUTIQUE 🏡 MADA TECH ANALAMAHITSY GALANA
LIVRAISON ET INSTALLATION POSSIBLE IHANY KOA AN
📞 0381886465
0337565857

💥PISTOLET LAVAGE HAUTE PRESSION💥Tsy mila milahatra be eny amin ny mpanao lavage intsony ianao rehefa manana ity PISTOLET...
12/02/2026

💥PISTOLET LAVAGE HAUTE PRESSION💥
Tsy mila milahatra be eny amin ny mpanao lavage intsony ianao rehefa manana ity PISTOLET LAVAGE ity
👉Pistolet lagave haute pression
👉Machine professionnel
👉Simple batterie 48 V ,matanjaka be
👉Afaka itedavam bola ihany na anaovana lavage ao atokotany

👉Avec accessoires complet : tyau,malette,filtre, adapteur
PRIX:250 000ar
LIVRAISON POSSIBLE
BOUTIQUE AIRTCHIRY MADA TECH ANALAMAHITSY
☎0381886465

Azonao atao tsara ny mampiasa ireto JUMELLE ireto ho antsika mpianatra, na koa ho antsika mpanao rendonnée isakarazany👉 ...
09/02/2026

Azonao atao tsara ny mampiasa ireto JUMELLE ireto ho antsika mpianatra, na koa ho antsika mpanao rendonnée isakarazany

👉 zoom réglable
🔴 Waterproof mahazaka orana 🌧️
🔴 Sary mazava bé
🔴 Sous carton
🔵 Fabriquer en Europe
💶PRIX BINOCULAIRE : 165 000Ar
185 000Ar
200 000ar
MONOCULAIRE:75 000ar
📞 0381886465
🛵 Livraison Tana et province 🇲🇬
Boutique ANALAMAHITSY GALANA à côté Accès bank 🏠

🎆🎆FINGERPRINTE🎆🎆Tinao hanara-dàlana daholo ny mpiasa rehetra ao amin'ny Société nao???fampiasana an'ity POINTEUSE ity ir...
24/01/2026

🎆🎆FINGERPRINTE🎆🎆
Tinao hanara-dàlana daholo ny mpiasa rehetra ao amin'ny Société nao???fampiasana an'ity POINTEUSE ity irery ihany no vahaolana mety aminao
👉Afahanao manaramaso ny ankizy
👉Mahita ny Ora nahatongavany sy nivoahany
👉Manampy anao amin'ny fikajina ny heure supplémentaire
👉Donné Mora afindra fa tsy mila logiciel akory
👉Mahazaka hattamin'ny 1000empreintes
👉100.000 vao Reno
Prix:300.000ar
Boutique 🌷 MADA TECH ANALAMAHITSY
☎️0381886465
0337565857

Extincteur disponible de suite 👇  EXTINCTEUR : 1KG: 60.000 ar                            : 2 KG:140.000 Ar              ...
21/01/2026

Extincteur disponible de suite 👇
EXTINCTEUR : 1KG: 60.000 ar
: 2 KG:140.000 Ar
: 3kg : 180.000 Ar
: 4KG: 240.000 Ar
: 5kg : 300.000 Ar
: 6kg : 350.000 Ar

☎️ 0381886465
Livraison Tana et Province
Boutique AIRTCHYRY MADA TECH ANALAMAITSY

Address

Ampasampito
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261349819242

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Motor Shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Motor Shop Mada:

Share