Specialiste turbo

Specialiste turbo ⚙️reparation general turbo et verification pression⚙️
🥳🥳 Promotion a ne pas rater 🥳🥳
Contacter le :0346203327☎️

12/08/2026
12/08/2026

🛑Manana olana momba TURBO vé ny fiaranao🛑

⚙️Fantaro aloa oe inona le olana mety nahafaty azy aloany anolona azy bon occasion na vaovao na CHRA na kits de réparation⚙️

💻Afaka manao diagnostic ihany koa izahay ra sendra misy olana TURBO any fiaranao Sady tsisy sarany aloanao izany rehetra izany💻

🚨Fantaro fa ra misy olana moteur anao na tara vidange na ratsy filtre air na misy problème pompe à huile Dia isany antony iray mety mahafaty ny TURBO fiaranao izany🚨

✅Noho izany dia afaka manomé vahaolana ho anao izahay ra manana olana TURBO fiaranao aminy alalany cartouche de rechange na antsoina oe CHRA Na koa kits de rechange complet vaovao sous carton avokoa✅

🧰Manao asa fanadiovana ihany koa izahay ary afaka mandray manao asa rehetra na any atranonao na oentina aty aminy garage mitsy fiara anao🧰

Koa aza misalasala miantso avy hatrany laharana 0346203327☎️

Déplacement partout à Madagascar 🇲🇬
Service à domicile
Ny asa rehetra dia garantie avokoa
Diagnostics et conseil gratuit

12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Krimaaf Ofisialy, Ralovarisoa Pierre Guiovany

03/08/2026
💥💥AUTO GARAGE TURBO💥💥✅✅SPECIALISTE TURBO VOITURE TOUTE MARQUE✅️✅️🚨Rehefa aloany anolo kits de réparation na CHRA ny TURB...
03/08/2026

💥💥AUTO GARAGE TURBO💥💥

✅✅SPECIALISTE TURBO VOITURE TOUTE MARQUE✅️✅️

🚨Rehefa aloany anolo kits de réparation na CHRA ny TURBO fiaranao Dia Mila fantarina aloa oe inona antony na zavatra nitranga aloany nahafaty anle TURBO teo aloa🚨

🛑Rehefa fantatra antony dia izay vo manantona garage mahafehy tsara momba ny resaka TURBO🛑

💻Mila manao diagnostic anle TURBO maty teo aloa aloany ijerevana ny vahaolana momba azy oe mbola mety soloina kits de rechange complet vé sa efa tokony anolo CHRA ary maimaimpoana manao vérification anizay ato aminay💻

🧰Rehefa vita izay voalaza rehetra izay dia miditra amireto asa manaraka ireto amizay izahay🧰

✔️Installation et mise à niveau de turbo
✔️Reparation et remplacement de turbo
✔️Entretien et Revision complet de turbo
✔️Nettoyage géométrie variable
✔️Vente de Pièces comme CHRA et Accessoires pour Turbo
🤝Conseil en Performance gratuit
🤝Travail sous facture avec GARANTIE

📞Telephone: 0346203327 ☎️☎️
Lieu: Ambanidia akaiky hazo be rond point zakaranda💥💥

🔔Service à domicile🔔
💬Afaka mandefa hafatra miafina (mp tompoko)❗️

🚧Fantatro fa ra tsy voasoroka dieny mialoha fahasimbany TURBO fiaranao dia mety hitarika fahasimbana maro Dia maro izany🚧

30/07/2026

Address

Ambanidia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261346203327

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Specialiste turbo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share