24/12/2024
Mirary FETY sambatra ho antsika rehetra ohh🎉🥳
Izahay ato @ OMITO dia mirary FETY sambatra ho antsika rehetra🥂🍾
Enganie ny soa sy ny tsara no ifandrimbonana ary ho samy eto foana na taona firy firy ary handalo🙏🥰
Mirary fahasalamana sy vola ,raha tsy eo tokoa manko hono ny fahasalamana tsy ho azo ny vola ,ka noho izany samiha ho feno fahasalamana aby✨🌟
Aza hadino nefa fa mbola ato ireo tany nokasainao ho vidina izay @ vidiny MORA BE tokoa.
||
________TANY AMIDY MORA _______
✅ Plat prêt à bâtir
✅ Accès facile en voiture et moto
✅ Vue panoramique exceptionnelle
✅ Électricité et eaux à proximité
✓ Prix attractif et facilités de paiement
✓ Visites gratuites
✓ Titre en mains
.
Ny taratasy rehetra dia tsy maintsy vitanay tsy mihoatran'ny enim-bolana (pas plus de 6mois) , fa raha toa kosa tsy vitanay dia afaka manao demande de remboursement ianareo.
NY TANJONAY VE !?
"NY FAHAFAHAM-PONAO"
Contactez-nous dès maintenant.
☎️ 034 63 661 49
🏠 OMITO - Oto-Moto Immo Tana . ||