Ma Njaka RENT CAR

Ma Njaka RENT CAR Service de location de voiture

Ireto no tarif anay ary e⛔location en ville dia 150.000ar ny journée, ⛔Dia raha maka na manatitra eny @ aeroport dia a p...
06/07/2025

Ireto no tarif anay ary e
⛔location en ville dia 150.000ar ny journée,
⛔Dia raha maka na manatitra eny @ aeroport dia a partir 150.000ar carburant inclus

🚘 BMW 320i Propulsion – Tonga Vaovao! 😍😍📍 Disponible izao – efa vita réception technique!✨ Toetoetra manintona:✅ Propuls...
29/06/2025

🚘 BMW 320i Propulsion – Tonga Vaovao! 😍😍
📍 Disponible izao – efa vita réception technique!

✨ Toetoetra manintona:
✅ Propulsion
✅ Bouton Start/Stop
✅ Toit ouvrant
✅ Climatisation madio
✅ Jantes alu 18"
✅ (BVA)
✅ Radar de recul + caméra avant intégrée
✅ Verrouillage centralisé
✅ Année : 2006
✅ Tonga eto an-toerana 1 mois lasa izay

💥 Fiarakodia madio sy matanjaka – manome style sy performance amin'ny vidiny mirary!

📩 Aza miandry ela! Mifandraisa aminay izao ho an'ny fanazavana sy fijerena mivantana!

BMW😍😍320i propulsion Verrouillage centralisée,bouton start/stopToit ouvrantClim…JA par 18BVA Radar de recul/camera avant...
27/06/2025

BMW😍😍
320i propulsion
Verrouillage centralisée,
bouton start/stop
Toit ouvrant
Clim…
JA par 18
BVA
Radar de recul/camera avant integré
Année 2006
Un mois no Tonga.efa vita réception technique

Dispo en tête de cortègeprix discutablemp direct
17/09/2023

Dispo en tête de cortège
prix discutable
mp direct

16/09/2023

Miarahaba antsika rehetra, mbola disponible daholy ny fiara, mankasitra anefa ny amun'ny fiarahamiasa

Ho avy izao ny fotoanany Propagandy !! Libre oatsika izay hanofa izany ny fiara ato amin ny Ma Njaka RENT CARS !! Tsy mi...
13/09/2023

Ho avy izao ny fotoanany Propagandy !! Libre oatsika izay hanofa izany ny fiara ato amin ny Ma Njaka RENT CARS !! Tsy mifidy antoko fa mandeha daholo izay hanofa !!mankasitraka

09/09/2023

Ny agence de location Ma Njaka Rent Car dia manome fahafampo ho anareo mpanjifa hatrany amin'izao fiatombohan'ny asa izao aza misalasala manontany, mametraka fanontaniana, fa mandray anareo am-pitiavana izahay mankasitraka

Mankasitraka anareo izay efa niara diha taminay hatrany amin'ny fahatokisana napetrakareo !! ary mbola manantena antsika...
09/09/2023

Mankasitraka anareo izay efa niara diha taminay hatrany amin'ny fahatokisana napetrakareo !! ary mbola manantena antsika izay mbola tsy nandalo tato aminay mba hitsidika sy hamantatra ny tolotra sy ny fiara izay maro karazana ato aminy AGENCE !! Hanome fahafahampo ho anareo hatrany izahay !!

Misaotra anareo @ fahatokisana anay hatrany❤️❤️efa dispo ato indray ilay LAND ROVER DISCOVERY VIP-FULL OPTION-VITRE FUMÉ...
08/09/2023

Misaotra anareo @ fahatokisana anay hatrany❤️❤️
efa dispo ato indray ilay LAND ROVER DISCOVERY VIP
-FULL OPTION
-VITRE FUMÉ
prix disctutable tsara
Mp direct

07/09/2023
Location de tout voiture en ville et province, Prix discutable Contact directDispo VIP
07/09/2023

Location de tout voiture en ville et province,
Prix discutable
Contact direct
Dispo VIP

Address

Antananarivo

Telephone

+261343915825

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma Njaka RENT CAR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share