09/06/2026
📚Voyage d’études à Majunga avec TopVacances Madagascar
📆Du 7 au 13 Juin
soavadia ooo
voyage d'études, efa manao visite eo Ankarafantsika zareo zao,
Ho Départ afaka ora vitsy koa ny crafter manaraka, voyage d'études ihany koa,
VENTE FLASH NOSY BE
misy prix impossible :
♥️ 525000ar sy 550.000ar ao hatramin'ny 14h fa enjeho, Tena ezaka be vao afaka manao an'ity, mamono antoka aloha ity prix ity ka tsy tokony ahazo NOSY BE mihitsy fa mahaiza manararaotra !! Sady fiara malalaka tsara fa tsy mitovy ireo pack 850000ar latsaka, (300.000ar ny frais aller-retour Besady, dia 250.000ar activités tsy ho ampy aza, dia omena anareo gratuit Zany ny hébergement misy piscine sy wifi, dia omena anareo gratuit koa ny sakafo Ilay tena amantaranareo ny maha Top an Top,
na prix Normal 595000ar iny aza Mbola tsy maintsy manontany foana ny vacanciers avy any hoe tsy matiantoka ve ianareo amin iny vacances antsika iny, Aza miasa saina amin izany fa Andriamanitra no isaory nampisy ny Topvacances, afaka manampy anay fotsiny ianareo hanomana ny Dubaï gratuit 2027 io fa tena handefa gratuit isika eee " DUBAÏ GRATUIT 2027"
sary eto: départ omaly voyage d'études MAJUNGA, ho atao AFAPO indray ve ianareo?