15/09/2026
Ela ela tsy nisy sary sy vidéo noho'ny antony arakasa ; eto foana izahay ary mandray anareo foana
RÉPARATION PORTIER CONDUCTEUR
efa nisy bloqué ny fil de fer an'ny mécanisme fa simba Ilay izy , moteur sy ny bouton no tena olana tamin'izany
❌ niraikitra niakatra ambony ilay bouton centrale ka tsy nanapaka ilay régime sortie moteur dia nisy fiatraikany tamin'ny moteur vitre izany
✔️ Namboarina daholo ny moteur bouton indépendant sy conducteur izay vao nilamina izy rehetra
✅ Aza misalasala ianao miantso raha manana olana momban'ny portiere voiture. Izahay dia miezaka hatrany manakaiky anao ary amin'izay choix mety aminao foana
MANKASITRAKA TAMINY FAHATOKISANA TOMPOKO🔥🙏
📞 DAY'VS PORTIERE AUTOMOBILE DIA MANAKAIKY ANAO HATRANY
👉 Téléphone / WhatsApp : 038 14 905 28
👉 VÔTRE VOITURE, NOTRE ENGAGEMENT ! 👈