TOJO Diesel Ambohimanambola

TOJO Diesel Ambohimanambola Faly miarahaba anareo izahay eto amin'ny garage Tojo Diesel, afaka manampy anareo amin' olana rehetra

03/05/2023
03/05/2023

Salama daholo.
Izahay eto amin ny garage TOJO Diesel Ambohimanambola dia faly mandray anareo ary vonona ny hamaha ny olana rehetra izay mety hitranga amin'ny fiaranareo.
Aza misalasala manantona anay raha toa ka misy olana ny fiara :
- pompe
- injecteur
- moteur saro-belomina
- moteur manetroka
- mi-chauffe
- mi-consomme
- pompe semi- electronique(4D56- D4BH - D4BF,....)
Sy ny maro hafa tsy voatanisa.
Aza misalasala manantona tompoko fa afa-po ianao vao mandoa vola.
Antsoy ary ny laharana 0348976827

Faly miarahaba anareo izahay eto amin'ny garage Tojo Diesel, afaka manampy anareo amin' olana rehetra

Address

Ambohimanambola
Antananarivo

Telephone

+261348976827

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TOJO Diesel Ambohimanambola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share