19/07/2026
🚀 Garage RAM Spécialiste Turbo : Vahaolana roa mitsitsy hamerenana ny herin'ny moteranao!
Misy feo hafahafa, tsy misy fofon'afo intsony ve, sa mandany menaka ny turbo-nao? Aza mbola mividy turbo vaovao lafo be izany! Manana vahaolana mety tsara aminao izahay:
🛠️ 1. RECONDITIONNEMENT (Fanamboarana manontolo)
Ento aty aminay ny turbo-nao fa hamboarinay ho toy ny vaovao ! Manao diognostika feno ny turbo-nao izahay, manadio azy , manova ireo kojakoja efa tonta, ary manitsy tsara ny réglage. Hazoanao indray ny herin'ny turbo-nao ho toy ny vaovao nefa amin'ny sarany mirary.
📦 2. FIVIDIANANA CHRA (Vatany afovoany ho an'ny turbo)
Mécanicien ve ianao, manana garage, sa mpankafy mekanika ka te hikitikitika sy hametraka izany samirery? Mivarotra CHRA vaovao nefa efa voalanjalanja tsara tany amin'ny orinasa (équilibré d'usine) izahay. Misy ho an'ny karazan-môtô rehetra (TDI, HDI, CRDi, DCI, essence...).
💡Fantatrao ve?
Ny fanamboarana ny turbo na ny fanovana ny CHRA fotsiny dia ahafahanao mitsitsy kokoa raha oharina amin'ny fividianana turbo iray manontolo any amin'ny mpivarotra lehibe!
📥 Te hahafantatra ny vidiny sa mila kojakoja?
Alefaso amin'ny MP (Message Privé) ny mariky ny fiaranao na ny reference-n'ny turbo-nao! Na antsoy ny laharana 0349918395 na ny 0342265666