Transport majunga

Transport majunga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Transport majunga, Cars, Ivato, Antananarivo.

Vérifications kely☺️
21/05/2026

Vérifications kely☺️

Tanà mandeha Mahajanga indray isika ry havako ny Zoma 22 Mai izao.Miaraka amin'ny WINNERS hatranyAry Mahajanga miverina ...
20/05/2026

Tanà mandeha Mahajanga indray isika ry havako ny Zoma 22 Mai izao.Miaraka amin'ny WINNERS hatrany
Ary Mahajanga miverina Tanà kosa indray ny Asabotsy 23 Mai izao.
Ny ora dia samy amin'ny 2 ora tsy diso foana hatrany.
Ny fiara dia tsy miova amin'ny hatsarany izay nahalalanao azy
Contact:034 02 689 31 Mr Hardy

20/05/2026

Tongasoa indray eto tanà. Misaotra an' Andriamanitra lehibe indrindra

Tonga soamantsara eto MAHAJANGA indray ny WINNERS ary  misaotra ny Tompo hatrany tamin'ny fiarovany teny an-dalana.Miver...
19/05/2026

Tonga soamantsara eto MAHAJANGA indray ny WINNERS ary misaotra ny Tompo hatrany tamin'ny fiarovany teny an-dalana.
Miverina miakatra anio 19 Mai (Mahajanga=>Tanà) izahay amin'ny 02 ora tsy diso raha toa ka andeha ianao.
Fiara milamina tsara hatrany
contact:034 02 689 31 raha hanao réservation

  Aza mandany fotoana sy frais de déplacement intsony oa ianareo fa ataovy eto fotsiny ny réservation. Tsotra sy aingana...
18/05/2026


Aza mandany fotoana sy frais de déplacement intsony oa ianareo fa ataovy eto fotsiny ny réservation.
Tsotra sy aingana ary azo antoka tanteraka.
contact: 034 02 689 31 Mr Hardy

Tsy voatery hisahirana intsony ianao raha andeha fa ataovy eto ny réservationWINNERS team   dia midina makany MAHAJANGA ...
16/05/2026

Tsy voatery hisahirana intsony ianao raha andeha fa ataovy eto ny réservation
WINNERS team dia midina makany MAHAJANGA ny Alatsinainy 18 May izao koa fandrio amin'ny laharana 034 02 689 31 ny toerana tinao
Tsotra sy aingana ary azo antoka tanteraka ny réservation tsy mandany fotoana.

Maty aho ry chauffeur National 🤣🤣🤣🤣
16/05/2026

Maty aho ry chauffeur National 🤣🤣🤣🤣

16/05/2026

Tariho hatrany ny dianay Tompo oh! 🙏

Départ manaraka indray ary ny Alatsinainy 18 Mai izao Tanà mandeha Majunga indray isika. Miaraka amin'i WINNERS hatrany,...
16/05/2026

Départ manaraka indray ary ny Alatsinainy 18 Mai izao Tanà mandeha Majunga indray isika.
Miaraka amin'i WINNERS hatrany, tsy asina resaka maro fa aleo izay efa nandeha taminy noho hilaza ny hatsarany fa fiara tena tsara io noho sady tonga aloha foana.
Alefaso ary ny réservation anao dia omany koa izay colis alefa fa sady mitondra colis ihany koa izahay.
Contact: 034 02 689 31 Bâjo Sagar

Aza misahirana manao déplacement oa rehefa hanao réservation fa eto fotsiny dia vita sady azo antoka 100%. Départ tsika ...
13/05/2026

Aza misahirana manao déplacement oa rehefa hanao réservation fa eto fotsiny dia vita sady azo antoka 100%.
Départ tsika manaraka indray zao ny Alakamisy 14 Mai MAHAJANGA mandeha TANÀ miaraka amin'i WINNERS.
Confort & Ambiance assurée foana miaraka amin'tsika sady tonga aloha foana.
Réservation: 034 02 689 31

🔴 Urgent Mitady teraccan JX 250 (Manuel irery ihany). Ho vidina. MBA bonne état tsisy devoir. MBA alefaso mp avy hatrany...
01/06/2024

🔴 Urgent
Mitady teraccan JX 250 (Manuel irery ihany). Ho vidina. MBA bonne état tsisy devoir. MBA alefaso mp avy hatrany na contact fa antsoiko avy hatrany
NB:fiara ho taizana fa tsy ho amidy tompoko ka Mila zavatra tsara

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Transport majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share