Haojue MOTO Anjomakely & By pass

Haojue MOTO Anjomakely & By pass VENTE MOTO /PIECES ET REPARATION

Ny mampiavaka anay ve?❤️👉votre confiance👍tena mankasitraka tompoko🙏👉034 67 836 72 antsoy raha mbola misy andefasana any
09/05/2026

Ny mampiavaka anay ve?❤️
👉votre confiance👍
tena mankasitraka tompoko🙏
👉034 67 836 72 antsoy raha mbola misy andefasana any

MISOKATRA HO ANAREO ANIO🥰 👌034 67 836 72  😏033 17 019 72
01/05/2026

MISOKATRA HO ANAREO ANIO🥰
👌034 67 836 72
😏033 17 019 72

👉ONLY FOR THE BOSS🙄Haojue XCR300            DR 300            TR 300            DL 160raha mbola tsy boss aloha aleo mik...
28/04/2026

👉ONLY FOR THE BOSS🙄
Haojue XCR300
DR 300
TR 300
DL 160
raha mbola tsy boss aloha aleo mikisaka moramora fa mamay,🤔25 tapitrisa,izaho aloha defa hiala aho😒😒
izay Boss kosa 👉034 67 836 72 antsoina raha hividy🙀

Io izy io!❤️Dia inona indray no tinareo hovaina?Xpress Plus ioEFA DISPO IO AN👍
27/04/2026

Io izy io!❤️
Dia inona indray no tinareo hovaina?
Xpress Plus io
EFA DISPO IO AN👍

Azalahy e!❤️ity kosa aloha avoakako ato e,zao mp kely zao niantombohany de jereo ny niafaranyMankasitraka amin'ny fahato...
24/04/2026

Azalahy e!❤️
ity kosa aloha avoakako ato e,zao mp kely zao niantombohany de jereo ny niafarany
Mankasitraka amin'ny fahatokisana na dia tsy fantatray akory aza,ra misy te haka koa any de,
👉034 67 836 72/033 17 019 72

Ireto ilay tsy hitanao eny amin mpivarotra😃👉protection +chargeur USB originale Xpress,efa misy fixation,tonga de mametak...
17/04/2026

Ireto ilay tsy hitanao eny amin mpivarotra😃
👉protection +chargeur USB originale Xpress,efa misy fixation,tonga de mametaka fotsiny(200 000ar)
👉pneu avant arriere originale NK 150(560 000ar)tsy misaraka
034 67 836 72-Haojue BY PASS

👍👍👍ARRIVAGE💪💪💪Haojue XPRESS TSOTRA🏍️Misy chargeur usb,misy protection moteurprix tsy miakatra034 67 836 72afaka mandefa ...
11/04/2026

👍👍👍ARRIVAGE💪💪💪
Haojue XPRESS TSOTRA🏍️
Misy chargeur usb,misy protection moteur
prix tsy miakatra
034 67 836 72
afaka mandefa province,manome gros raha mbola hivarotra

Moto tena mitsitsy solika,👉1litre=80kmHaojue Xpress Plus 125cc5 vitesses pneu par 17 tubeless,chargeur USb💊frein tambour...
10/04/2026

Moto tena mitsitsy solika,
👉1litre=80km
Haojue Xpress Plus 125cc
5 vitesses
pneu par 17 tubeless,chargeur USb💊
frein tambour,misy kick sy demarreur
👉garantie 12 mois,afaka mandefa province
prix ,5 900 000Ar miady kely
034 67 836 72
👉BY Pass atsimon shell⛽ gazety

Mbola misy vitsy le cross fotsy sy menaHaojue NK150 Cross👍👍👍👉150cc moteur chaine👉5 vitesse retour,tout affichee👉pneu ar ...
09/04/2026

Mbola misy vitsy le cross fotsy sy mena
Haojue NK150 Cross👍👍👍
👉150cc moteur chaine
👉5 vitesse retour,tout affichee
👉pneu ar 110/90/17-av 90/90/19
😊frein tambour ar/disque avant
👉tableau electronique
⛽consommation 2.5l au 100km
garantie moteur 12 mois
prix 10 300 000ar miady varotra mp ihany
Haojue BY PASS 034 67 836 72

Vita ny fety dia hiatrika ny andavanandro indray aloha,safidio ny Haojue moto fa mampilamina ny fiainanao👍mbola misy kel...
06/04/2026

Vita ny fety dia hiatrika ny andavanandro indray aloha,safidio ny Haojue moto fa mampilamina ny fiainanao👍
mbola misy kely amreto sary ireto
garantie 12 mois foana,
afaka mikarakara carte grise
034 67 836 72/033 17 019 72

Mbola tsy tara raha hifety miaraka amin'ny Haojue,moto vaovao daholo,misy garantie 12mois034 67 836 72/033 17 019 72👉 By...
02/04/2026

Mbola tsy tara raha hifety miaraka amin'ny Haojue,moto vaovao daholo,misy garantie 12mois
034 67 836 72/033 17 019 72
👉 By Pass atsimon shell⛽ gazety
👉Anjomakely Iavoloha,arret bus fiangonana

Address

Anjomakely Rn7
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346783672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haojue MOTO Anjomakely & By pass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Haojue MOTO Anjomakely & By pass:

Share