Solo Services : chauffeur à la demande

Solo Services : chauffeur à la demande Chauffeur et accompagnateur
experimenté à votre service

Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejin'ny SOLO SERVICE🚗 Izahay dia afaka manao chauffeur à la demande ho anao. Izany ...
15/01/2023

Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejin'ny SOLO SERVICE

🚗 Izahay dia afaka manao chauffeur à la demande ho anao. Izany hoe rehefa mila chauffeur ianao vao miantso fa tsy voatery hanakarama isam-bolana.

🙋🏾‍♂️ Mpamily matihanina sy manana traikefa no hitondra anao amin'izay déplacements anao rehetra:
✅Hanao courses
✅Hanatitra mpianatra
✅Hamonjy fotoana
✅Hamonjy lanonana
✅Hitsangatsangana
✅Hivoaka ny faritra
✅Sy ny maro hafa koa...

💵 Sarany mirary dia mirary

Efa betsaka ireo nahazo fahafaham-po ! Anjaranao indray izao 😉

Contact:
📩 MP
☎️ 034 37 168 57

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO

Opening Hours

Monday 06:00 - 18:00
Tuesday 06:00 - 18:00
Wednesday 06:00 - 18:00
Thursday 06:00 - 18:00
Friday 06:00 - 18:00
Saturday 06:00 - 18:00
Sunday 06:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Solo Services : chauffeur à la demande posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share