Mirenty SCOOT

Mirenty SCOOT Mirenty
Vente Pièce détachées et Accessoire moto
Réparation et Conseil

Vaovao manaraka eeh✨😋⚡Cloche TWH manitra be⚡Mety  Cygnus 1,2,3Misy anti-patinnage tsara🤗Ety aminy   akaikin'ny Ecole sin...
05/04/2023

Vaovao manaraka eeh✨😋

⚡Cloche TWH manitra be⚡
Mety Cygnus 1,2,3
Misy anti-patinnage tsara🤗

Ety aminy akaikin'ny Ecole sine qua non soavimbahoaka ihany no ahitanao izany

Tena MORA ny anay ny entana fa tongava maro ary🤗

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia aza misalasala miatso ny 0347734437 na 0332453838 na manatona mivantana ety @ fa vonona andray anao izahay

Zany indray ary ny vaovao be😋⚡Palque Batman⚡Mety  anao tsara mitsy itoAto amin'ny   ihany enao no mahita anio mora be🤗Ra...
05/04/2023

Zany indray ary ny vaovao be😋
⚡Palque Batman⚡
Mety anao tsara mitsy ito
Ato amin'ny ihany enao no mahita anio mora be🤗

Ra mila fanazavana fanampiny ary ianao dia afaka miatso ny laharana 0347734437 na 0332453838 na ihany ko mila piece hafa

Ety akaikin'ny Ecole sine qua non soavimbahoaka no ahitanao ny
Tongava maro ary fa vonona ny anome fahafaham-po anao izay🤗

Entana vaovao be indray ary eeehh😮⚡CARBU NIBBI 28mm⚡Mety aminy moto rs/rsz/cuxi/...Tongava maro fa tena mora ny entana a...
05/04/2023

Entana vaovao be indray ary eeehh😮

⚡CARBU NIBBI 28mm⚡
Mety aminy moto rs/rsz/cuxi/...
Tongava maro fa tena mora ny entana ato aminay🤗

Ety akaikin'ny Ecole sine qua non soavimbahoaka no ahitanao ny

Afaka miatso ny laharana 0347734437 na 0332453838 raha mila fanazavana fanampiny ianao na piece hafa ihany ko

Mirenty Scoot | Keep Calm and Ride👉Ahitanao an'ireo "pièce moto" rehetra amin'ny vidiny mirary. Kalitao tsara sy mahafap...
31/03/2023

Mirenty Scoot | Keep Calm and Ride

👉Ahitanao an'ireo "pièce moto" rehetra amin'ny vidiny mirary. Kalitao tsara sy mahafapo.

🔧Manao réparation ihany koa izahay🔧

Tongava ary manjifa ireo pièce izay tediavinao ety Anjanahary Soavimbahoaka

🚛 Livraison na alaina ety amin'ny magazay.
☎Contact : +261 34 77 344 37 | +261 33 24 538 38




_Tolotra vaovao be ny omenay ato @ Mirenty SCOOT anareo:   📌Blouson pour Moto   📌Casque LS2/Beon/Arai/Mimi/sns...   📌Gan...
15/03/2023

_Tolotra vaovao be ny omenay ato @ Mirenty SCOOT anareo:
📌Blouson pour Moto
📌Casque LS2/Beon/Arai/Mimi/sns...
📌Gants
📌Sac a Dos
📌Protege genou
📌Gilet pour moto
📌lunette de Casque
📌Echappement full inox

_Mandalova ety @ fa mbola maro ireo zavatra mahasoa ho hitanareo ety
📌Pieces kit maro be(boite;chemise;echap;carbu;courroi;poignet;sns...)

_Toerana ahitana ny Magazay "lot II A 78 Bis Anjanahary-box 3"ety soavimbahoaka entre ecole sine qua non,en face cimetiere anjanahary

Ra mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miatso ny 034 77 344 37 na 033 24 538 38 na manatona mivantana ety aminay

🏍✨ECHAP FULL INOX✨🏍**Pour C1,C2,C3,GTR**   ***Prix Mora***Lieu:Entre ecole sine qua non Soavimbahoaka,en face cimetiere ...
14/03/2023

🏍✨ECHAP FULL INOX✨🏍

**Pour C1,C2,C3,GTR**

***Prix Mora***

Lieu:Entre ecole sine qua non Soavimbahoaka,en face cimetiere anjanahary

Mp ou 034 77 344 37,033 24 538 38

🪐✨Globe Cristal ✨🪐**Cygnus 2**Prix moraLieu:entre ecole sine qua non soavimbahoaka,en face cimetiere AnjanaharyMp ou 034...
11/03/2023

🪐✨Globe Cristal ✨🪐
**Cygnus 2**

Prix mora

Lieu:entre ecole sine qua non soavimbahoaka,en face cimetiere Anjanahary

Mp ou 034 77 344 37,033 24 538 38

🪐✨Etrier 6 piston ✨🪐**jog/rs/rsz/evo**Prix moraLieu:entre ecole sine qua non soavimbahoaka,en face cimetiere AnjanaharyM...
11/03/2023

🪐✨Etrier 6 piston ✨🪐
**jog/rs/rsz/evo**

Prix mora

Lieu:entre ecole sine qua non soavimbahoaka,en face cimetiere Anjanahary

Mp ou 034 77 344 37

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 05:00

Telephone

+261347734437

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mirenty SCOOT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share