09/03/2025
Miarahaba.
9 mars 2014-9 mars 2025
Faha 11 taona nihorenan'ny Club Madadeuchecar
Arahabaina ny mpanorina azy rehetra
Arahabaina ny mpikambana rehetra
Arahabaina ireo rehetra tsy voatonona nefa nandray anjara be dia be tamin'ny fampiroboroboana ny Club.
Ho ela velona ny mpikambana rehetra
Ho voakoloko hatrany ity fiara mamintsika ity.
9 mars 2014-9 mars 2025
11ème anniversaire du Club MadaDeucheCar
Un grand remerciement à tous et à toutes qui ont participé aux activités du Club, sans oublier ceux qui nous ont toujours soutenus.
Longue vie à tous les membres.
"La passion d'abord"