Herv.Élec-Auto

Herv.Élec-Auto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Herv.Élec-Auto, Automotive, aircraft & boat, Anosizato, Antananarivo.

22/07/2026

📌4L avec verrouillage à distance+Alarme.✅

⚠️Raha maniry hisian'izany amin'ny fiaranao ianao dia antsoy ny laharana :034 13 462 54.


⚠️Afaka mi se déplacer izahay

22/07/2026

💥Mihamaro hatrany ireo fiara 4L misy verrouillage à distance.

⚠️Ity indray ny asa vita manaraka.

Ho anao liana dia miantso ny 034 13 462 54 Tompoko no tena mety sy haingana indrindra.

🙏Aza adino ny mitsidika sy mi-abonné ny page

Renault 4 L avec verrouillage à distance ✅
16/06/2026

Renault 4 L avec verrouillage à distance ✅


16/06/2026

Vita Tompoko 🙏


✅Zaraina hatrany aloha ireo asa efa vita.Renault 4 L avec verrouillage à distance 🙏Raha maniry ny ho asiana izany ny fia...
08/06/2026

✅Zaraina hatrany aloha ireo asa efa vita.

Renault 4 L avec verrouillage à distance

🙏Raha maniry ny ho asiana izany ny fiaranao dia atsoy amin'ny 034 13 462 54 izahay

🟩Averina atao équipements électriques complet ✅Tsy maintsy mandalo an'izao vao miditra amin'ny tena asa.Contact :034 13 ...
02/06/2026

🟩Averina atao équipements électriques complet ✅

Tsy maintsy mandalo an'izao vao miditra amin'ny tena asa.

Contact :034 13 462 54.

✅Vita Tompoko.4L avec verrouillage à distance.Aza misalasala miantso raha maniry ny ho asiana verrouillage à distance ih...
30/05/2026

✅Vita Tompoko.

4L avec verrouillage à distance.

Aza misalasala miantso raha maniry ny ho asiana verrouillage à distance ihany koa ny fiaranao.(Mametaka amin'ny fiara rehetra)


30/05/2026

✅Mitombo isa hatrany ireo MPANKAFY 4L manisy verrouillage à distance amin'ny fiarany.

⚠️Tombony amin'ny fampiasana azy ity dia azo antoka koakoa ny hidin'ny fiara.Tsy mora vaopitsoka.

📌Ka ho anao maniry hisin'izany amin'ny fiaranao,dia atsoy ny 034 13 462 54.(Misy WhatsApp io)

⚠️Mametraka commande à distance amin'ny fiara hafa ihany koa izahay.

🟦Afaka mi se déplacer.

Toerana:Shell Fasankarana.

Mitombo isa hatrany ireo 4L misy  verrouillage à distance.✅⚠️Androany dia tany Imeritsiatosika tany indray no natao.Misy...
27/05/2026

Mitombo isa hatrany ireo 4L misy verrouillage à distance.✅

⚠️Androany dia tany Imeritsiatosika tany indray no natao.

Misy vidéo ho zaraina aminareo mpanaraka ny pejy rahampitso.Mahakasika ireo ahiahinareo hoe sao dia... sy sao dia...

Tinay ny milaza aminareo fa efa an-taonany maro no nanisy verrouillage à distance tamin'ny 4L izahay.(Efa vita études efa ela io vao nozaraina).

Ho anao maniry ny hanisy commande à distance amin'ny Voagorikelinao dia aza misalasala miantso anay amin'ny 034 13 462 54(misy WhatsApp io)

Ilay mp indraindray somary elaela vao voavalinay,fa appel no tena aingana kokoa.

Afaka mi se déplacer izahay.

Toerana: Shell Fasankarana.

25/05/2026

Porte 4L avec commande à distance ✅

Afaka asiana verrouillage à distance anie io voagorikelinao io e.

Antsoy ny 034 13 462 54

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Herv.Élec-Auto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share