DRIVE Assist Tana

DRIVE Assist Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DRIVE Assist Tana, Automotive Service, Ankadifotsy, Antananarivo.

03/11/2023

Miarahaba antsika rehetra ooh!tena be dia be tsika namako eny fa na ireo tsy mbola namako ary ato no manana fasahiranana aminy resaka familina fiara,manana taratasy fahazaona mitondra nefa mbola tsy ao tsara,mba mampianatra ihany i dada na i zoky fa kizitina be, ny any aminy toeram-pianarana ko tsy ampy mihintsy!aoka izay!izahay ato aminy "Assist drive"dia afaka manampy anao tsara amin'izany familina fiara izany na manana fiara ianao na tsia dia afaka ampinay fona.
Alamino ary ny fotoananao dia tongava MP raha mila fanazavana fanampiny eh!

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Telephone

+261343783881

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRIVE Assist Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share