Milango MOTO Pieces

Milango MOTO Pieces Magasin HARIVETSO(Milango moto pieces),VENTE PIECES MOTO EN GROS ET DETAIL

Adresse: MAGASIN "HARIVETSO",MIVAROTRA PIECES MILANGO GROS SY DETAIL, ACCESSORE,..MOTEUR
LOT IIIG 12,IIIG 12BIS ANDREFAN`AMBOHIJANAHARY
200M MIALA NY TOBY RATSIMANDRAVA
AMPITAN`NY ARRET BUS LES3FRERES

☺TONGA NY ARRIVAGE OH⏳Ataovy aingana  COMMANDE sao tara ndray an    📞MP na 034 08 111 89
31/07/2026

☺TONGA NY ARRIVAGE OH
⏳Ataovy aingana COMMANDE sao tara ndray an
📞MP na 034 08 111 89

Client fidèle depuis dix ans pour votre moto. Nous disposons toujours de toutes les pièces détachées pour que votre véhi...
24/07/2026

Client fidèle depuis dix ans pour votre moto. Nous disposons toujours de toutes les pièces détachées pour que votre véhicule continue sa route.

Miarahaba antsika rehetra indray amin’izao herinandro vaovao izao🤗☀️✨Mbola misy hatrany ireto Moto pompe Milango antsika...
22/07/2026

Miarahaba antsika rehetra indray amin’izao herinandro vaovao izao🤗☀️
✨Mbola misy hatrany ireto Moto pompe Milango antsika ireto ho an’izay mbola tsy nahazo😊
✔️Ampiasaina any an-tanimbary
✔️Azo ampiasaina any amin’ny kariera volamena
✔️Fisotomana rano azo ampiasaina amin’ny rehetra
✔️Amin’ny kalitao tena tsara
✔️Mafy sy Mateza hatrany
‼️TSY MIARAKA AMIN’NY TUYAU‼️

🚚Mandefa manerana ny faritra izahay📦🇲🇬
📲Mp raha mila fanazavana fanampiny na antsoy ny ☎️034 08 111 89
🏬Magasin HARIVETSO 📌Andrefan’ambohijanahary eo ampitan’ny arrêt bus 3 frères

11/07/2026

Moteur sambo lava rambony ho an'ny fitsangantsanganana amin'ny renirano: mora ampiasaina, mitsitsy solika ary matanjaka, maro ny fihodinana, maro ny tombony!

Ce silencieux a un excellent rapport qualité-prix, solide pour des années de route !🥳🥳🥳
08/07/2026

Ce silencieux a un excellent rapport qualité-prix, solide pour des années de route !🥳🥳🥳

Silencieux d’échappement en métal épais, flux direct. Plus de puissance à haute vitesse, son grave et agréable. S’adapte...
07/07/2026

Silencieux d’échappement en métal épais, flux direct. Plus de puissance à haute vitesse, son grave et agréable. S’adapte sur la moto sans découpe, réduit le bruit et ne rouille pas.

acier inoxydable pour commande fluide ; embouts laiton réglables adaptés à l'origine ; manchon étanche anti-poussière an...
06/07/2026

acier inoxydable pour commande fluide ; embouts laiton réglables adaptés à l'origine ; manchon étanche anti-poussière anti-rouille.

Milango, témoin de votre vie radieuse
01/07/2026

Milango, témoin de votre vie radieuse

✨Eto dia mirary fetin’ny Asaramanitra ho antsika rehetra izahay ato amin’ny HARIVETSO🇲🇬Enga anie ity andro manan-tantara...
25/06/2026

✨Eto dia mirary fetin’ny Asaramanitra ho antsika rehetra izahay ato amin’ny HARIVETSO🇲🇬
Enga anie ity andro manan-tantara ity hitondra hafaliana, firaisankina ary hambom-po amin’ny maha-Malagasy. Mirary fahombiazana sy fandrosoana ho an’i Madagasikara sy ny vahoakany 🤍❤️💚
#2026

✅CHAMBRE à AIR MILANGO ✅Mba hampilamina tsara ny dianareo dia aza adino ny manjifa chambre à air matanjaka sy azo antoka...
20/06/2026

✅CHAMBRE à AIR MILANGO ✅
Mba hampilamina tsara ny dianareo dia aza adino ny manjifa chambre à air matanjaka sy azo antoka🔰dia ho finaritra sy mateza ny motonareo🏍️

👉Disponible en GROS/ DÉTAIL
📲Afaka miditra mp avy hatrany tompoko izay liana na miantso 📞034 08 111 89
🇲🇬Mandefa mankany amin’ny faritra 🚛
Adresse atsika eto Antananarivo: 📍Andrefan’ambohijanahary eo ampitan’ny arrêt bus 3 frères 🚏

Address

𝗔𝗗𝗥𝗘𝗦𝗦𝗘: ANDREFAN`AMBOHIJANAHARY 200M MIALA NY TOBY RATSIMANDRAVA AMPITAN`NY ARRET BUS LES3FRERES 📞 034 08 111 89 📞, E-Mail: Harivetso@yahoo. Com
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:45
Tuesday 08:00 - 16:45
Wednesday 08:00 - 16:45
Thursday 08:00 - 16:45
Friday 08:00 - 16:45
Saturday 08:00 - 01:00

Telephone

+261340811189

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milango MOTO Pieces posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Milango MOTO Pieces:

Shortcuts

Share