Ny Riantsoa Services

Ny Riantsoa Services Services Mécanique Générale, Diagnostique et Cablage auto

🚗 🚗 PEUGEOT 306 2.0 S16 🚗 🚗 🙏 🙏 Vérification Bas moteur // Pompe à Huile // Remplacement chaîne pompe à Huile ... 🙏 🙏😉 😉...
27/05/2021

🚗 🚗 PEUGEOT 306 2.0 S16 🚗 🚗

🙏 🙏 Vérification Bas moteur // Pompe à Huile // Remplacement chaîne pompe à Huile ... 🙏 🙏

😉 😉Pi maso ilany kely ho anao Copain a ... 😉 😉

🔑🔑 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚘 🚘 DAEWOO WINSTORM, Plafonnement sur 3000RPM résolu ...  🚖 🚖❗️ ❗️ ❗️ Mbola afaka mamerina izahay fa TSY VOATERY izay co...
18/05/2021

🚘 🚘 DAEWOO WINSTORM, Plafonnement sur 3000RPM résolu ... 🚖 🚖

❗️ ❗️ ❗️ Mbola afaka mamerina izahay fa TSY VOATERY izay code de défaut omen'ny Interface de DIAG no tsy maintsy PIECE MATY ... mila halalinina tsara ny fitsirihana ...

👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚘 🚘 MERCEDES SPRINTER 311CDI, Depannage sur Route Nationale // Tsy velona 🚘 🚘 👉 👉 Ny équipe dia afaka mi déplace manao d...
04/05/2021

🚘 🚘 MERCEDES SPRINTER 311CDI, Depannage sur Route Nationale // Tsy velona 🚘 🚘

👉 👉 Ny équipe dia afaka mi déplace manao dépannage eraky Madagasikara fa atao mazava tsara alohan'ny asa ny fifanarahana rehetra ... 👈 👈

👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚘 🚘 PEUGEOT 407SW 2.0HDI, Court Circuit namono ECU 🚖 🚖🚨 🚨 Rehefa misy court circuit namono Boîtier iray, 👉 alohan'ny ano...
28/04/2021

🚘 🚘 PEUGEOT 407SW 2.0HDI, Court Circuit namono ECU 🚖 🚖

🚨 🚨 Rehefa misy court circuit namono Boîtier iray, 👉 alohan'ny anoloana azy, ❗️❗️ TSY MAINTSY karohana ilay nahatonga ny court circuit sao i Kotozafy ihany no Alexis Brander ...

👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🙏  🙏 LANDROVER FREELANDER 2.0D TD4, Dépannage (Tsy velona) 🙏  🙏🔑🔑 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia m...
16/03/2021

🙏 🙏 LANDROVER FREELANDER 2.0D TD4, Dépannage (Tsy velona) 🙏 🙏

🔑🔑 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚕 🚕  SUZUKI GRAND VITARA 1.9DDIS, Dépannage et changement TURBO  🚕 🚕👉 👉  Rehefa nosoloina ny Turbo, dia tsy maintsy nodi...
11/03/2021

🚕 🚕 SUZUKI GRAND VITARA 1.9DDIS, Dépannage et changement TURBO 🚕 🚕

👉 👉 Rehefa nosoloina ny Turbo, dia tsy maintsy nodiovina avokoa ny circuit d'admission rehetra ... 😍 😍 Manomboka aty amin'ny aspiration d'air après Filtre // Echangeur // Admission satria dia feno menaka avokoa ... 🚨 🚨

🔥 Nanao izy tao zoky? nanao ahoana moa ny ditrany? ... Mirary soa e 🔥

🎁🎁 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚗 🚗 SsangYoung Rexton NOBLESS, Mode dégradé Résolu (Tsy nihoatra ny 3000Tr) 🚗 🚗 🙏  🙏 Fisaorana no atolotray ho an'ny tom...
08/03/2021

🚗 🚗 SsangYoung Rexton NOBLESS, Mode dégradé Résolu (Tsy nihoatra ny 3000Tr) 🚗 🚗

🙏 🙏 Fisaorana no atolotray ho an'ny tompon'ny fiara amin'ny fahatokisana napetrany taminay ... 🙏 🙏

🔑🔑 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚗 🚗 FORD EDGE V6 ESSENCE, Diagnostique d'imperformance et de surconsommation ... 🚗 🚗👌 👍  Ny Riantsoa Services☎ 033 14 33...
01/02/2021

🚗 🚗 FORD EDGE V6 ESSENCE, Diagnostique d'imperformance et de surconsommation ... 🚗 🚗

👌 👍 Ny Riantsoa Services
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

⛳️ ⛳️ HYUNDAI H300, Recablage Electrique ⛳️ ⛳️🚨 🚨 Indraindray ny zavatra d'origine dia tsy maharitra toy ny faharetan'ny...
18/01/2021

⛳️ ⛳️ HYUNDAI H300, Recablage Electrique ⛳️ ⛳️

🚨 🚨 Indraindray ny zavatra d'origine dia tsy maharitra toy ny faharetan'ny fiara fa mila esorina tsy hanelingelina ny tompona fiara ... anisan'izany zao ny fanalana ny MED2200 tamin'ity fiara ity ... 🚨 🚨

👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho tsirihina ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

👉👉 NISSAN X-TRAIL T30, Entretien système d'injection // Remplacement pièce défectueuse 😍😍 🔥🔥 MOTEUR YD22DDTi 🔥🔥 ➡️➡️ Reh...
14/01/2021

👉👉 NISSAN X-TRAIL T30, Entretien système d'injection // Remplacement pièce défectueuse 😍😍
🔥🔥 MOTEUR YD22DDTi 🔥🔥

➡️➡️ Rehefa miresaka système d'injection eo amin'ny lafiny fiara Common rail na Rail Commune dia ireto tanisainy ireto avy ny kajy mandeha : Pompe de gavage (raha misy), arrivé GO, filtre GO, sonde température GO, refroidisseur GO, Pompe HP, régulateur de pression 1, capteur de pression, régulateur de pression 2, circuit retour, injecteurs, calculateur, etc etc 🙏🙏

🔑🔑 ho antsika izay maniry ny ho jerevana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚔 🚔 RENAULT KANGOO D65, Révision moteur 🚔 🚔➡️ ➡️ Tsy hoe misavoritaka ambony ambany vao milatsaka amin'ny tany ... fa ts...
13/01/2021

🚔 🚔 RENAULT KANGOO D65, Révision moteur 🚔 🚔

➡️ ➡️ Tsy hoe misavoritaka ambony ambany vao milatsaka amin'ny tany ... fa tsy maintsy mandeha ny mandady rehefa tonga ny fotoanany ... 🙏 🙏 Fisaorana no atolotray ho an'ny tompon'ny fiara amin'ny fahatokisana napetrany taminay ... 🙏 🙏

👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho tsirihina ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

🚗 🚗 HYUNDAI H200, DEPANNAGE 🚗 🚗☝️ ☝️ Tianay ny mampahafantatra anareo mpanjifa hajaina izay manaraka tsy tapaka anay ami...
12/01/2021

🚗 🚗 HYUNDAI H200, DEPANNAGE 🚗 🚗

☝️ ☝️ Tianay ny mampahafantatra anareo mpanjifa hajaina izay manaraka tsy tapaka anay amin'ny alalan'ny pejy fa izahay dia afaka manantona rehefa mipetraka tsara ny fifanarahana sy ny fotoana mampety azy ... ☝️ ☝️

👌 👍 ho antsika izay maniry ny ho tsirihana ny fiarany dia manasa antsika hiantso ny laharana
☎ 033 14 331 11
☎ 034 14 331 11

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261341433111

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Riantsoa Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share