Mécanicien Mikoja Moto

Mécanicien Mikoja Moto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mécanicien Mikoja Moto, Automotive, aircraft & boat, Antananarivo.

Good job
11/03/2025

Good job

Andalam - panavaozanaRestauration en cours
06/02/2025

Andalam - panavaozana

Restauration en cours

Modification porte globe clignotant.
29/01/2025

Modification porte globe clignotant.

Misaotra hatrany ireo izay nametraka  fahatokisana taminay.Révision généraleNettoyage et graissageRemise en étatMirary n...
22/12/2024

Misaotra hatrany ireo izay nametraka fahatokisana taminay.

Révision générale
Nettoyage et graissage
Remise en état

Mirary noely sambatra hoantsika.

Entretien sy Nettoyage
26/11/2024

Entretien sy Nettoyage

AVANT / APRES
26/11/2024

AVANT / APRES

04/09/2024
FANTARO FA NY HABEHAN'NY CYLINDRÉ NO MAMPATANJAKA NY MOTEUR IRAYAO AMIN'NY CYLINDRE NO AHAZOANA NY COMPRESSION ARY IO CO...
13/05/2024

FANTARO FA NY HABEHAN'NY CYLINDRÉ NO MAMPATANJAKA NY MOTEUR IRAY
AO AMIN'NY CYLINDRE NO AHAZOANA NY COMPRESSION ARY IO COMPRESSION IO NO TENA MIANTOKA NY TANJAKIN'NY MOTEUR IRAY
METY MIHENA NEFA IO COMPRESSION IO NOHO NY ANTONY: SEGMENT LANY/ CLAPET TSY MIKATONA (2T) / SOUPAPE MI-FUITE.
MATETIKA DIA AMIN'NY ALALAN'NY KICK NO ITSAPATSIKA AZY MATETIKA NEFA INDRAINDRAY DE MIFANGARO AMIN'NY FAHALANIAN'NY EMBRAYAGE HOAN'NY 4T MISY VITESSE, EO IHANY KOA IREO MOTO IZAY TSY MISY KICK KA
EFA HAZONTSIKA FANTARINA AMIN'NY ALALAN'NY FITAOVANA VOATOKANA HO AMIN'IZANY NY TAUX COMPRESSION ANTSIKA : HITA EO NA EFA AMBANIMBANY NY TAUX COMPRESSION ANAO
IRETO AVY NY FAMBARA RAHA FAIBLE NY COMPRESSION MOTOANAO: SARO-BELOMINA/ KELY AINA/ MINANA ESSENCE
AZA ADINO FA NY COMPRESSION KOA NO ANISAN'NY MAHAVELONA NY MOTO IRAY FA RAHA TSY MISY COMPRESSION NY MOTEUR DIA TSY HO VELONA MIHITSY

AFAKA MIDITRA MP AMINAY IANAO RAHA MISY OLANA MOTO ANAO.
MANAO TESTE COMPRESSION IHANY KOA IZAHAY

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mécanicien Mikoja Moto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share