01/07/2026
đvolant moteur bimass dia toy ny amortisseur eo anelanelan'ny moteur sy ny transmission mba hanomezana confort sy hanalana ny vibrations ,
đNy Anjara Asany manalefaka vibrations Miaro n'y boĂŽte de vitesse,manatsara ny confort,manampy amin'ny dĂŠmarrage sy changement de vitesse
â ď¸Fambara fa Simba Izy: mandre bruit
Misy vibrations Ilay fiara rehefa mamelona na mamono, na rehefa miralentir ny moteur, misy fotoana sarotra ny mampiditra vitesse
Raha ny iray amin' ireo Ary no mahazo ny fiaranao afaka manampy anao zahay
đAMBOHIBAO ampitan'ny pharmacie route vers Morondava
âď¸0341459139,0330502562