TurboForce Solution

TurboForce Solution "La longévité de votre turbo, c’est un travail d’équipe. Notre expertise +votre entretien.

"😉

"Roulez en toute sécurité pendant +2 ans avec un turbo entretenu et optimisé."

•Service : 99% garantie assuré
•Contact : 038 08 149 81

29/07/2026

TurboForce Solution ✅

"Spécialiste en remise à neuf Turbocompresseur"

-Mijery izay mahafaty lava ny turbo anao ary mikaroka sy manome vahaolana aman-taonany maro!

•Contact : 038 08 149 81
•Toerana : Bypass apitan'ny Mateza tôle , route ohatrany hivoaka oany aminy rond point ambohimambola.

-Midonaka fotsy be tsy hifankahitana!-Kely aina kely, tsy tafiakam piakarana mihitsy!-Trop be ny consommation ana gas-oi...
05/06/2026

-Midonaka fotsy be tsy hifankahitana!
-Kely aina kely, tsy tafiakam piakarana mihitsy!
-Trop be ny consommation ana gas-oil!
-Mihina-menaka be, dia lasa manapoka lava!

IREO NY OLANA HITRANGA AMINY FIANARAO REHEFA SIMBA NY TURBO."

•Tianao ve ny tsy hiverenan'ny olana toa ireo?
• Tianao haharitra aman-taonany ny TURBO an'ny fiaranao?

Andao verifiena ny nahafaty ilay turbo teo aloa tompoko!
Andao soloina vaovao daholo ny pièce izay maty ao aminy (GARANTIE)!
Andao hampiatra ireo conseil d'entretien izay nifampiresahana
!

Contact : ☎️ 038 08 149 81

Toerana: Bypass Ankazobe ( akaikin'ny AIR DU BYPASS) route mivoka sampanana ambohimambola ra avy any aminy domaine alasora ianao.

01/06/2026

Sary hita tany ho any dia nozaraina 🧐.

15/05/2026

🤫🤫🤫🤫.

02/05/2026

Ny TURBO hono rehefa avy reparena dia tsy miverina aminy tanjany normal intsony ? Tsy azo hono ny reglage d'origine anio?

Izany ary aloa ny Golf Type 3 vao avy tapaka axe eh! 😏

Contact : 038 08 149 81

"Fantatrao ve fa 10 segondra monja dia ampy handravana ny moteranao raha vao tapaka axe ny turbo? "🔰Rehefa manomboka mis...
11/04/2026

"Fantatrao ve fa 10 segondra monja dia ampy handravana ny moteranao raha vao tapaka axe ny turbo? "

🔰Rehefa manomboka misy feo 'sifflement' hafahafa , na mivoaka setroka fotsy be ny fiaranao, dia efa eo an-tokonam-baravaran'ny loza ianao.

🔰Raha tsy raisinao an-tanana aingana , dia mety ho ritra ny menaka anaty motera hi-s'emballe ny fiara tsy hay vonoina intsony, ary mety hikoso maina ny moteur iray manontolo

INONA NY VOKANY?

-Tsy fanamboarana turbo intsony no hatao fa fanoloana motera mitentina an-tapitrisany maro!" 🙌

Manana tombony ianao raha TurboForce Solution no mandray an- tanana ny asa satria:

• DIAGNOSTIC AVEC PRÉCISION.

-Fantatray avy hatrany ny tena mahatonga ny olana (tsy maminavina izahay!).✅

• REMISE À NEUF 100%.

-Averinay ho toy ny vaovao (neuf) ny turbo anao amin'ny alalan'ny kojakoja avy any ivelany (pièces d'origine).✅

•SERVICE DE GARANTIE.

-Manome antoka izahay fa haharitra aman-taonany ny asa vita.✅

•REGLAGE SY MISE AU POINT.

-Diovinay hatramin'ny 'géométrie variable' mba hiverenan'ny herin'ny fiaranao (reprise) toy ny tamin'ny voalohany."✅

"Aza lalaovina ny fiaranao sy ny volanao. Ento malaky ety Bypass akaikin'ny Air du bypass ny fiaranao hanaovanay fizahana (vérification).

📞 **Contact : 038 08 149 81**
•TurboForce Solution : "L' expérience fait la différence"

24/03/2026

28/02/2026

-Midonaka fotsy be tsy hifankahitana!
-Kely aina kely, tsy tafiakam piakarana mihitsy!
-Trop be ny consommation ana gas-oil!
-Mihina-menaka be, dia lasa manapoka lava!

IREO NY OLANA HITRANGA AMINY FIANARAO REHEFA SIMBA NY TURBO."

•Tianao ve ny tsy hiverenan'ny olana toa ireo?
• Tianao haharitra aman-taonany ny TURBO an'ny fiaranao?

Andao verifiena ny nahafaty ilay turbo teo aloa tompoko!
Andao soloina vaovao daholo ny pièce izay maty ao aminy (GARANTIE)!
Andao hampiatra ireo conseil d'entretien izay nifampiresahana
!

Contact : ☎️034 72 396 77 ☎️ 038 08 149 81

Toerana: Bypass Ankazobe ( akaikin'ny AIR DU BYPASS) route mivoka sampanana ambohimambola ra avy any aminy domaine alasora ianao.

29/01/2026

PROJET : KIA MORNING ESSENCE iray avy any Fianarantsoa no nasiana TURBO + GROS ECHANGEUR teto.😁

Mankasitraka tanteraka an'ny tompony izahay nametraka fahatokisana 100% ,tamin'ity Grand Projet ity 🙏🙏🙏🙏

"AO ANATY VIDEO ARY NY RÉSULTATS 🤝"

CONTACT : 038 08 149 81

16/01/2026

Kia bongo 3 ( camionette)

-Nanana olana resaka turbo : kely aina sy nanary menaka be

Rehefa natao ny vérification dia nifamapadika ny réglage :" clapet de dépression " fa tsy "VGT" ary somary nisy jeux kely ihany koa ny axe.

Avy atrany dia nanolo bague sy segment avy atrany manala ilay fuite menaka sy jeux axiale✅

Tohizao aminy video izao ny herin'ilay fiara rehefa vita mise au point tsara ✅

Contact : 038 08 149 81
Toerana : Bypass akaikin'ny air du bypass

Address

By-pass Akaikin'ny AIR Du Bypass
Antananarivo

Telephone

+261380814981

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TurboForce Solution posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share