FiaraMora261

FiaraMora261 Vente et location de voitures, camions et engins bien entretenus. Tarifications hyper concurentielles

02/07/2023

Salanitra e 🥳

Efa tonga ihany koa ny menaka isan-karazany ato amin'ny FiaraMora261 🔥

✅️ Koa aza misalasala miantso sy mifandray aminay fa aterinay any amin'izay misy anao ny menaka mifanaraka amin'ny fiara na moto-anao 😉

Laharana : 0387377735 🤙

---------------------------------------------------------

Bien le bonjour 🥳

Désormais, différentes huiles moteur de la marque sont disponibles chez 🔥

✅️ N'hésiter pas à prendre contact avec nous, l'huile que votre moteur réclame peut être livrée là oû vous ètes 😉

Contact : 0387377735

15/06/2023

Yo ⚠️

Ireto indray ary ny "krika" atolotray ho anareo e 😉

✅️ Tsy mila mandany andro mitety magazay hatrany ianao fa aterinay any amin'izay misy anao izany 🛵

- 2T : 90.000 ariary
- 3T : 95.000 ariary
- 4T : 110.000 ariary
- 5T : 115.000 ariary
- 6T : 120.000 ariary
- 8T : 140.000 ariary
- 10T : 155.000 ariary
- 15T : 180.000 ariary

🤙 Azonao atao tsara ny mifandray aminay amin'ny hafatra miafina, antso an-taroby, na whatsapp 😉

___________________________________

Voici les crics hydrauliques que nous vous proposons 😉

✅️ Pas la peine de vous embêter à vous déplacer, nous les ramenons là où vous êtes 🛵

- 2T : 90.000 ariary
- 3T : 95.000 ariary
- 4T : 110.000 ariary
- 5T : 115.000 ariary
- 6T : 120.000 ariary
- 8T : 140.000 ariary
- 10T : 155.000 ariary
- 15T : 180.000 ariary

🤙 Nous sommes entièrement disponibles en messages privés, appel téléphonique ou whatsapp. Contactez-nous 😉

14/06/2023

Helloooo ✌️

Indro asehonay anareo Ramatoa 🚜🔥

✅️ Teto dia asa fanakisahina fasika mba hisian'ny lalana no nataony saingy azony atao avokoa hatramin'ny fanarenana sy fanajariana tany sy ny fandraofana sy fitaomana zava-mavesatra tahaka ny vakina béton, vato sns ...

🤙 Koa raha manana asa vaventy hilànao fitaovana ianao dia azonao atao tsara ny mifandray aminay amin'ny hafatra miafina sy ny antso an-tariby ary ny Whatsapp 😉

P.S : Misy fitaovana maro, izay hasehonay miandalana eny, mifanaraka amin'ny asa hilànao azy ato aminay koa aza misalasala manontany raha misy ilaina fa raisinay am-pifaliana ianao. 😉

13/06/2023

⚠️ Mila batterie vaovao ❓️

Tsy mila mandany andro mitety magazay akory ianao 😌 aterinay any amin'izay misy anao izy.

✅️ Izahay dia mivarotra batterie amin'ny "Amperage" takian'ny fiaranao izay vao novokarina tsy ela (dates de production récentes). 👌

Antsoy ao amin'ny +261 38 73 777 35 izahay 🤙

_______________________________

⚠️ BESOIN D'UNE BATTERIE NEUVE ❓️

Pas la peine de vous embêter à vous déplacer 😌 On vous la ramène chez vous.

✅️ Nous en proposons de la marque à l'intensité (amperage) qui convient à votre voiture. Dates de production récentes 👌

Appelez nous au +261 38 73 777 35 🤙

12/06/2023

Miarahaba antsika rehetra tongasoa eto amin'ny FiaraMora261 🥳

✅️ Natao ity pejy ity mba hizaràna amintsika tolotra isan-karazany mikasika ny varotra sy fampanofàna fiara, fiara lehibe ary fitaovana fanaovana tao-java-baventy isan-karazany.

👉 Ho avy tsy ho ela ny tolotra rehetra mikasika izay fa mialoha izany dia manasa antsika hanjohy sy hizara ny pejy amin'ny namantsika.

___________________________

Chers toutes et tous, soyez les bienvenus sur

✅️ cette page a été mise en place afin de vous partager diverses offres de ventes et de locations de voitures, camions et engins de construction.

👉 Des offres seront disponibles pour bientôt ; en attendant, nous vous invitons à vous abonner et à partager la page auprès de vos amis.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261387377735

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FiaraMora261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share